be lôtra

1. colpain ( 14/04/2004 13:30)
aôna kay no atao raha be lôtra ny vady aman-tsipa?
novalian'i fijo ny 10/06/2004 23:34
2. sejianis ( 14/04/2004 13:33)
nenla no te ataon'la betsaka eo, ento @ lakana dia avadiho rehefa eny afovoan-drano, hi,hi,hi!!!!!!!!!!!
3. tequila ( 14/04/2004 18:18)
dia ataovy tri tsikelikely mandrapaha iray sisa e , sa tsy te akory?
4. fijo ( 14/04/2004 21:06)
ny vady tsy ho betsaka fa ny sipa angaha.io indray raha mbola haraka dia tano ka
5. samoina ( 15/04/2004 07:13)
miovà finoana fa aza mijanona ho silamo intsony !!
6. fijo ( 15/04/2004 21:29)
ih,ih,ih,aza mananihany ry kely an
7. ikaretsaka ( 16/04/2004 00:03)
oadray le
8. pitchou ( 16/04/2004 10:13)
alefaso any @ fijo sy ramaso !
9. ari.malala ( 16/04/2004 10:27)
1 ihany tazonina fa zay no tena tsara sy mety indrindra.
10. ravatorano ( 16/04/2004 11:07)
raha revin elà dhl less le joba de tazoni ah
ny vadin élà no aza ariana mihitsy
nefa ze revin ela ihany io
fa raha za aloha tazoniko dhl e , zara aza nahazo b
11. yonikafopl ( 16/04/2004 12:04)
Fa mba manana aina firy ary aloha ianao e!
Manana fo firy?
Manana .... firy?
12. xxx ( 16/04/2004 13:12)
Mahereza mihinana cola
13. colpain ( 16/04/2004 13:15)
yonikafopl> hihiii, 1 ihany fa misandrahaka be
14. colpain ( 16/04/2004 13:16)
Tiko dôly ry zareo, hihiiii
sady mitovy ny fitiavako azy, de aôna?
15. colpain ( 16/04/2004 13:23)
samoina> inona dôly ny karazana finona mba hisafidianako?
16. colpain ( 16/04/2004 13:24)
fijo> ka tsy araka ,nefa tsy azo ajanona , hihiii
17. colpain ( 16/04/2004 13:28)
sejianis>ahahaahh , nen'lety kou tsss , za nge lty mba mitady solution e!
18. jhouhlambout ( 16/04/2004 19:47)
Raha be loatra dia zarazarao aty ny ambiny...hihihi
19. fijo ( 16/04/2004 22:57)
io koa lahitia vahaolana tsara atsipazo aty amin'ny namana ny sasany.
20. hendry ( 17/04/2004 12:25)
Tena be loatra tokoa ve? sao dia mba tsisy? Matetika hono manko ny milaza ho manana amby no tsy manana. Ahiahy fotsiny iny.
Fa raha tena be loatra, nisy antony ny nanangonanao azy ho be dia be dia enao ihany ny mahalala ilay antony, ka raha tsy ilainy dia ario e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.8232