be lôtra

41. lalapiso ( 22/04/2004 14:08)
refa misy sipa tara lti de asio na firy taona io na firy a ny vady ihany no aza atao mahita sy aza ariana ra mbola maranitra ny angady dia mandavaha foana e!
42. pitchou ( 22/04/2004 17:29)
na lalapiso aza e!
43. fijo ( 22/04/2004 21:32)
ny bandy 13,14 eo no manomboka ka raha zazakely kosa ry lalapiso mba asio fisainana ihany an
44. sejianis ( 23/04/2004 09:15)
fa lasa an'izany indray ve ny resaka e!
angaha tsy hoe be loatra?
Asiana vinaigre kely dia mihena hono!
45. nananie ( 23/04/2004 10:34)
Lalapiso mampatahotra. Mitandrema zay zaza tsy ampy taona!
46. lalapiso ( 23/04/2004 13:42)
Azafady ary ry lerony e! za kosa aloha tsy miteny hoe asio ny kely e ka na lisany aza ve moa tsy kiriko raha lavaka kely 1cm de diamètre no hidirana fa reny efa mba misimisy hohanina jilajila molamola reny ataovy mamay raha vao mamelatra;tandremo koa ny mineur fa tonga dia Tsiafahy raha vao tratra an!
47. lalapiso ( 23/04/2004 13:44)
Azafady ary ry lerony e! za kosa aloha tsy miteny hoe asio ny kely e ka na lisany aza ve moa tsy kiriko raha lavaka kely 1cm de diamètre no hidirana fa reny efa mba misimisy hohanina jilajila molamola reny ataovy mamay raha vao mamelatra;tandremo koa ny mineur fa tonga dia Tsiafahy raha vao tratra an!
48. pitchou ( 23/04/2004 15:04)
raha tsy mahita nareo d i lalapiso re iantefana e!
49. voninkazokely ( 24/04/2004 18:38)
Ario ny sasany é!
50. ikaretsaka ( 24/04/2004 20:21)
omeo ny tsy manana .. mnaova asa fanasoavana
51. jhouhlambout ( 25/04/2004 16:23)
pitchou: 22/04/2004 13:50:08 > Nts!
52. vahona ( 26/04/2004 05:30)
ataovy pari daholo dia raha diso enao dia lasan'olona any iny!!!!!! :)
53. colpain ( 26/04/2004 10:01)
ny tena blem mantsy de zao e! reviko b dôly le sipa, ra mbola misy ary de mbola reveko , za mantsy tsy mba manda fanomezana, sady tsy mety kou ny manome faorina ho an'ny hafa we rehefa vita ny ilàna de pitsiana izy.
De aôna ? ....
54. hendry ( 26/04/2004 13:02)
Tehirizo daholo e! tadiavina kay nenao koa! Enao tsy te hanome fahoriana ho an´ny hafa dia enao ndray no omen-dry zareo fahoriana tsy ho atsy ary dia mahatantesa!
55. mimita ( 26/04/2004 13:44)
zao fotsiny ny a we tandremo fotsiny votsotra daholo izy retra!!!
colpain­:d mbolA STY NISY NIFANKAHITA DAHOLO V IZY RETRA REO?raraha ny anao ra nifankahiya tampoka reo!!!
56. pitchou ( 26/04/2004 14:34)
jhoul: 25/04/2004 19:23:03> Nts ahoana ary? marina sa tsy marina?

miombon-kevitra @ hendry sy mimita e! ary ataovy afa-po tsara daholo an! manjary miverina @teninao hoe sao manome fahoriana ho azy!
57. nananie ( 26/04/2004 16:09)
Tsy mety wa zany! Dia in no mba ataonareo ra nareo anisan'ilay bedebe miaraka aminy?
58. ikaretsaka ( 26/04/2004 21:02)
raha tsy kopy za de tsy asiako olana fa raha kopy kosa za hoe misy bedebe de efa nalevimnaizy ohatran izay .. sady za somary kelikely be fo izay
59. mimita ( 26/04/2004 22:33)
zany an!!martina mitsy zany!!iza ko ny hiaraka @ uol b denominateur zany,tsy lasa,mizara b lotra le fitiavana d sty ampy ho anay tsara ko!!
60. ikaretsaka ( 26/04/2004 23:07)
ka izay hoa.. raha inncent za hoe tsy kopy ninoninona dia ok.. fa raha kopuko de efa sokafy ny fasana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082