be lôtra

81. pitchou ( 04/05/2004 16:06)
fijo> d raha ataon'ny sipa mifanena otran'izany ko d ahoana?
ramaso> tsy azonao fefena izany hoe ianao mahazo manao fa ny hafa tsy mahazo. Fa raha atao an'izany ianao d mba ahoana ny fihetsem-ponao? indrindra raha ilay tena tianao no manao anao an'izany?
82. fijo ( 04/05/2004 21:52)
ka efa niainana aby izany fa tsy natao nahataitra fa dia hoe mba voa koa izany tamin'iny ko.ngaha kosa moa dia ahavoa foana ny tena e.
83. mumu ( 06/05/2004 18:50)
fijo: voa zany ianao tamininy
84. fijo ( 06/05/2004 21:49)
mba voa indraindray ka,fiainana io ry mumu an
85. ikaretsaka ( 06/05/2004 23:36)
izay ilay fiainana.. misy resy sy maharesay fa tsy heo resy foana sy maharesy foana
86. pitchou ( 07/05/2004 15:48)
ny anareo izany dia ny hifamely foana no tanjonareo fatsy mila fandaminana ianareo ko
87. ikaretsaka ( 07/05/2004 17:57)
nga zany mifamely.. fifaninanana masina iznay
88. pitchou ( 08/05/2004 05:13)
tsy misy maha fifaninanana an'izany ny anareo fa d hoe ahoana no ahavoazana sipa ko
89. ikaretsaka ( 09/05/2004 01:26)
aminareo fa tsy aminay
90. pitchou ( 09/05/2004 18:50)
tsy izahay kosa no namorona an'izany ry karetsaka fa ny resaka rehetra ataonareo lhl namana ato dia izany foana a! @zay na ny voambolana ampiasainareo aza d tena manao anay vhv ho tsy toy ny olona manana zo akory
91. fijo ( 10/05/2004 22:02)
izahay kosa tsy milaza hoe tsy manana zo ianareo,fa asehonay fa mampiantra ny zoanay izahay.tsy mitovy ireo an.
92. pitchou ( 11/05/2004 17:05)
resaka izany! hita nareo fa tena ekenanreo manaiky mihitsy hoe misy vehivavy manao ny zavatra ekenareo ataonareo!
93. fijo ( 11/05/2004 22:51)
ka mampihantra ny zonay wa izahay.inona ary no ratsy amin'izany.
94. colpain ( 12/05/2004 15:58)
betty> hihiiiiii,
95. fijo ( 12/05/2004 22:39)
ah,ah,ah
96. ikaretsaka ( 13/05/2004 00:29)
rehefa mifankatanty anie ka tsy mifampanao fa tsy hoe nareo lehilahy na zahay vehivavy na zonareo na zonay dia tsy maninona e.. izay voa manodidina hozizy ny mpilalao baolina izay
97. pitchou ( 13/05/2004 15:31)
fijo> ka zonareo ange ny mandrara ny hafa?
98. fijo ( 17/05/2004 23:15)
izahay tsy mandrara,fa mitana ny tianay hoanay.
99. pitchou ( 20/05/2004 05:37)
karetsaka> raha terrain na foot kosa no hodidininy lava loatra ka! mba table ping e!
100. fijo ( 21/05/2004 00:35)
na koa ny fanondro atao eo amin'ny tany dia miodidina eo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0735