be lôtra
61. colpain
(
27/04/2004 13:36)
mimita> tsy mbola nifankahita
hendry> hihiii calme toi , za nge tsy tezitra aminareo fa izay no mba hiresahako @ namana e!!!
ikaretsaka-lalapiso>hihiiii
hendry> hihiii calme toi , za nge tsy tezitra aminareo fa izay no mba hiresahako @ namana e!!!
ikaretsaka-lalapiso>hihiiii
62. hendry
(
27/04/2004 16:16)
Hoy enao etsy ambony hoe raha mbola misy ary dia mbola reveko. Inona moa ilay tanjonao zany? heveriko fa mitady vahaolana hialàna @ ilay be dia be anie enao kay diso fandray aho fa tsy izay ilay izy. Ny but nao kay hilaza aminay namana fotsiny hoe manana be dia be enao.
Dia ny azo ambara dia hoe: angony ihany fa rehefa avy ny loza dia aza mitaraina satria mahafinaritra anao ilay izy koa. Tsy hizotra milamina araky ny heverinao foana manko izy io.
Dia ny azo ambara dia hoe: angony ihany fa rehefa avy ny loza dia aza mitaraina satria mahafinaritra anao ilay izy koa. Tsy hizotra milamina araky ny heverinao foana manko izy io.
64. ikaretsaka
(
28/04/2004 03:01)
zay e heo rehefa tsy hitan'ny arbitre na misy ankandrora aza tsy faute.. fa raha hitany na safosafo aza itsofany siflet
65. besoiiin
(
28/04/2004 10:37)
mbola tsy ampy diplôme ialahy izany ry colpain an! misy coursn'na administrateur eny ankatso! mandana alou mandalina kely de hitan'la fa hivaha moura ny olan'la!
66. fijo
(
28/04/2004 20:54)
tantara marina ,tany mahajanga izahay taloha dia nifaninanana ny manana sipa maro.tsy ankijery tarehy lohatra fa raha vao azo hiafiana dia ao.dia ilay akama iray izay no nanana maro indrindra 42 no indray niaraka taminy.izay any mahajanga mety mahalala azy.mpanao kara te izy.
69. colpain
(
29/04/2004 10:53)
ikaretsaka,lalapiso> ay ve lets ka misy bandy mora ampiresahana kou eto , ahahahahh
mba ampiofàno ry zalah reo bandy reo a!
mba ampiofàno ry zalah reo bandy reo a!
70. fijo
(
29/04/2004 21:15)
ny ahy letsy tsy tonga atsasan'ny an'i lery a.sarotra be ilay manenjika azy rehetra ko.
71. nananie
(
30/04/2004 09:26)
'zany an?! hihihi!
Ary ra sipa no manao fifaninana ôtr'izany dia lazainareo fa tsy misy ilaina azy tsony avy eo.Nareo wa tsss!
Ary ra sipa no manao fifaninana ôtr'izany dia lazainareo fa tsy misy ilaina azy tsony avy eo.Nareo wa tsss!
72. hendry
(
30/04/2004 17:46)
Tsy mba fifaninanana masina kosa zany. Dia ahoana moa ry fijo no ahafantaranareo mpifaninana fa 42 tokoa ny azy, sa miara-mikaoty nareo rehetra dia miara-manisa? hafa kely.
73. pitchou
(
02/05/2004 17:11)
hay v ry fijo itony bandy tttttttttssssssss!!!!!!!! tsy mba zavatra hafa marina no ifaninanana!
75. ikaretsaka
(
02/05/2004 21:04)
hendry.. "it's a man thing .. you won't know" hozizy ny fitenin-dry zalahy aty azy izay.. ampiseho ny namana hoe iny ko.. fa bedebe ny bandikely nanao an'io kilalao io an.. ny anay aza t@ mbola kely tsy hoe kotiana fa heo arahana fotsiny ilay sipa hoe aiz ano mitrasy.. dia izay maharaka betsaka no maharesy.. nahitan-javatyra anie ny bandy kely t@ mbola kely e
76. colpain
(
03/05/2004 08:16)
bdb ny bandy kely manana io cas io, fa lazaiko anareo fa na ny namany akaiky indrindra aza tsy sahany amborahana @zany; de aleo tenenina eto fa marina io resaka io .
ok letss ikaretsaka
ok letss ikaretsaka
78. pitchou
(
03/05/2004 10:57)
jhoul 02/05/2004 22:53:53 > ka ianao otran'ny manda ko! nefa d be ery ny fitenenana ny vhv "ambiny"! nefa koa ange nareo "ambiny" e!
fa ahoana kosa no mba réaction nbareo raha mahafantatra ianareo hoe ilay sipanareo, ilay tena izy ohatra manao anreo an'izany? ohatra hoe manana bdb izy ary anisany fotsiny ianareo? fanontaniana tsotsotra fa mba tiako ho fantatra!
fa ahoana kosa no mba réaction nbareo raha mahafantatra ianareo hoe ilay sipanareo, ilay tena izy ohatra manao anreo an'izany? ohatra hoe manana bdb izy ary anisany fotsiny ianareo? fanontaniana tsotsotra fa mba tiako ho fantatra!
79. fijo
(
03/05/2004 21:34)
ny fomba fahafantaranay azy dia homena fotoana izy rehetra amin'ny toerana iray sy ora iray.(markozy)izay mahafantatra an'i majunga.dia efa hilazana hoe raha tsy eo aho dia anontanio fa ny cousineko efa asaiko miandry eo.dia izahay ery ambony ery no mitily sady toran'ny hehy.fa ny tena mampiomehy tamin'izany dia misy an'ny tena koa ao amin'ny an'ny sasany.avy dia hoe:"iny koa nanakay"ary nisy iray izay aza dia telolahy kay no miaraka aminy.fa ilay izy moa tsy hiadivana fa natao fifaninanana fotsiny.
kilasy de 2de izahay tamin'izany.(fahiny e)
kilasy de 2de izahay tamin'izany.(fahiny e)
