be lôtra

101. pitchou ( 22/05/2004 21:05)
ka ilay mitsingongona ko risika be ko!
102. fijo ( 25/05/2004 23:55)
dia azavoany izany e
103. mimich ( 02/06/2004 13:23)
fijo>04/05/2004 00:34:32 : zay donc ndro niavian'ilay pseudo "fijo"!, hi- prouvé-nao fa anao mintsy ndro tena tômpôn'ny fijofijo karan'io! hi!hi!hi! (tsy tompon-teny aho fa mpindrana fotsiny ka!)
Coplain> Izay ilay hoe sitra-po manahirana e!. Tys misy vahaolana azo omena anao izany! ko ianao aza mbola tsy te hiala fa mamy ny atsy fy ny aroa , fa tandremo fotsiny sao toy ny "mpams milevina amoron-dalana , ka itodian'ny atao", tadidio fa raha ny iray amin'izany vahoaka be izany no mamaly mety tsy ho zakanao , indrindra fa raha ilay tena tompo-toerana.
Fa izao e: angamba tokony hatao sujet iray hafa koa ny hoe : ny lhl ve tsy mahay mionona @ olona 1 e!, sarangotina daholo babay sy lohahevitra dé avy eo hoe "vonjeo aho e!! maty e e! sns
104. fijo ( 02/06/2004 23:07)
mimich>io tsy zao ndro namorona nanazy,fa manafon'ny majunga reo.fijo ndraiky misy fo ndraikindraiky,fa tsy atao maro.
105. jhouhlambout ( 04/06/2004 12:00)
106. fijo ( 10/06/2004 23:34)
inona io rajhoul a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.083