saro-kenatra

1. xxx ( 17/04/2004 11:07)
manaona jiaby ny namana. araka ny hevitrareo ve mety ny sipa mipasoka volo sa tsia? Ny réaction an'ny lhl voalohany mantsy dia toa ny voloko foana no jereny ka lasa ny saiko.
novalian'i fijo ny 26/04/2004 22:51
2. hendry ( 17/04/2004 12:07)
dia lasa saro-kenatra ve enao satria ny volonao foana no jereny voalohany, sa inona ny maha-saro-kenatra ilay lohanteny?
3. rindrarr ( 17/04/2004 12:14)
mety ho marina io voalazan'i xxxx io ry hendry an. ny vhv mantsy tena mikezaka mafy mihitsy @ resa-bolo sy makiazy. manao volo efa ho lany ny 2 heures nefa misy lhl vao mijery anao dia mihodina ka tsy ho menatra ny farany?!
4. pitchou ( 17/04/2004 13:53)
ka tsy ilay volo mipasoka na tsia ange no jereny e! fa hoe mahakarakara ve, mahay ny manendrika azy ev ... satria arakaraka ny tao-volo no mampiova ny endrika!
5. voninkazokely ( 17/04/2004 14:54)
RAZEO dia amin'izay tsy menatra intsony ééééééé!
6. jhouhlambout ( 17/04/2004 16:17)
zany moa izy io?
7. ramoul ( 17/04/2004 17:20)
fa nga ry pitchou ny volo no maha-tsara na maha-ratsy ny vhv? ra ny endrika ve no ratsy dia ny volo no haolakolana mitondra faisana?
Ny maha saro-kenatra ny vhv dia io resaka volo io ihnay satria ra sendra misy lhl mijery azy dia manontany ny namany izy hoe "mety ve ny voloko?"
8. alz ( 17/04/2004 21:49)
Ilay mipasoka volo tsy misy problema. Raha zay no hitanao fa mety.
Amiko manokana aleko naturely. Na ngita na tso-bolo, ny endrikao mitondra azy no mikoty.
Betsaka ny sipa amerikane mainty mana-tso bolo, misy manja. Misy kou nefa brown milay.
Na mipasoka na naturely, da tsisy mahamenatre ....
9. ikaretsaka ( 18/04/2004 03:10)
zay mihitsy.. aza maniry nadrana tsy manendrika hono
10. rindrarr ( 18/04/2004 10:42)
Tsarovy lalandava nefa fa tsy nisy nisafidy izay endriny ny olona t@ fahaterahany na misy aza ny teknolojia maoderina
11. jhouhlambout ( 18/04/2004 17:32)
mhmh
12. yonikafopl ( 18/04/2004 19:55)
tsy misy tsara toy ny naturel ihany
13. pitchou ( 19/04/2004 05:51)
ramoul> tena mampiova endrika tokoa ny taovolo! andramo ange ny anao e! ataovy brown, d alavao, d ataovy coco rasé, d ataovy rasta, d ataovy salama hogo fa ho hitanao fa miova arak'izay ny endrikao!
na tsara tarehy tô inona aza rehefa tsy manendrika ny randram-bolo takona hatr@ hatsaran-tarehy! ka izany no tsy aniriana randrana tsy manendrika (hoy karetsaka), fa izay mampety ny tena no atao! na mipasoka io na tsia!
14. toubib ( 19/04/2004 07:30)
Io rangaha araka izay fantatrao fa mahapetipety anao ihany ah! misy kôfa mirevy an'izany d misy koa ny mety tsy hirevy. Ataovy ihany aloha izay mety fa rehefa ela ny ela d lasa manjakely ôtran'i Poopy ihany enao! izy tsinona tany amin'ny 20 na 22 taona lasa tany somary ohatrohatr'izay kanefa mbô tena hainy ny nikaly azy d io izy @zao fotoana izao io, na ny zanany aza manjakely!
15. nananie ( 19/04/2004 13:48)
tsss!
16. jhouhlambout ( 19/04/2004 15:22)
tss ahoana?
17. fijo ( 19/04/2004 20:05)
rehefa mety aminao dia ataovy,fa raha toa kosa ka efa tsy ao mihintsy aza forcena.jereo serena sy ny zokiny,aminy ilay izy tsara,fa amin'ilay zokiny dia tsy mety mihintsy.
18. joda ( 20/04/2004 07:32)
na mipasoka na tsia ny tarehy no mitondra azy ..au contraire misy frisé ary avelany @izao tsara foana izy...
19. peluche ( 20/04/2004 09:44)
Izay tsy hananana fona hono no irina matetika
20. nananie ( 20/04/2004 14:47)
Dein ko Ramaso! Fa manin ra manendy volo izy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4438