saro-kenatra
23. pitchou
(
21/04/2004 02:31)
ka izay manko! aza mivaky loha @ vavan'ny pelouse r'ireto fa izay mahadiavolana ny fo atao a!
24. nananie
(
21/04/2004 10:02)
Izay!
Hendry, fa le manendy volo na dia tsy ngita aza ve tsy vao maika manimba azy?
Hendry, fa le manendy volo na dia tsy ngita aza ve tsy vao maika manimba azy?
25. hendry
(
21/04/2004 16:52)
nananie> tsy voatery ka. Jereo ny ankamaroan´ny vehivavy fa manao volo farafahakeliny indray mandeha isam-bolana. Sa ny manendy volo lazainareo manao fihogo vy? Amiko manko na mampiasa brushing aza dia manendy zay satria misy rivotra mamay mivoaka @ iny manamboatra ilay volo.
26. ikaretsaka
(
21/04/2004 18:37)
samihafa ny manendy sy ny mitsoka ka.. ohatran'ny maha samihafa ny ovy endasina sy ny atono
29. nananie
(
22/04/2004 10:50)
sauce américaine mintsy ka!
Hendry: Fa na dia brushing aza anie tô manimba ihany e! Misy sipa sinoa 'zay an , tsara volo be ikala fa nataony brushing matetika, dia lasa ngitangita kely le izy avy eo!
Hendry: Fa na dia brushing aza anie tô manimba ihany e! Misy sipa sinoa 'zay an , tsara volo be ikala fa nataony brushing matetika, dia lasa ngitangita kely le izy avy eo!
30. pitchou
(
22/04/2004 15:22)
tsy tianareo angaha raha hot ketchup?
raha te-hanangitangita volo ny haingana indrindra mananasy! misy koa karazana permanente mitazona ela ihany saingy gravy be ilay misy effet racine satria lasa tena makina ny volo fa tsy ngita fotsiny!

31. fijo
(
22/04/2004 20:50)
ka aza mivaky loha amin'izany wa i x fa io misy manja manao azy misy tsy mety ka ianao ihany no mahita azy.
34. pitchou
(
23/04/2004 14:50)
aza hetezana raha lafo loatra ny mankany @ mpanety fa randrano ry nao a!
40. yonikafopl
(
26/04/2004 16:39)
izao re a! tsy misy tokony hahamenatra ny qualiten ny volonao, ny fikarakaranao azy no zava-dehibe na hoe mipasoka aza fa manendrika anao tsy koi izany, izay mahakolokolo no manana ny soa. Mba fier @ izay ananana, aza mitsiriritra ny an'ny hafa.