laeo samy tsotra
![](https://avatar.serasera.org/a45f345b0c0dbbefcac471ac58cade61.jpg)
1. dify
(
16/04/2004 16:35)
ny bandy zany de tsy ôtran'ny sipa hoe samy tsotra, inona ny antony ....
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 11:59
![](https://avatar.serasera.org/cda0bd9c5f772d54ea1d07c320ad1782.jpg)
2. jhouhlambout
(
16/04/2004 19:45)
Zay mihintsy, avoay ny hevi-dehibe sy ny zana-kevitra sy ny sisa aloha........
![](https://avatar.serasera.org/a45f345b0c0dbbefcac471ac58cade61.jpg)
7. dify
(
17/04/2004 17:32)
zao zany e! misy tery ny toetsain'ny lhl, efa miova môderna angamba , tsy aiko
![](https://avatar.serasera.org/b3de2693c145c59f258fbdb9340236a0.jpg)
9. sejianis
(
18/04/2004 15:05)
firy m2 izany tery izany?
Reko mantsy fa tsy azo anorenana trano hono raha latsaky ny 2 ares! hihihihi!!!!!!!!!!!!!!
Reko mantsy fa tsy azo anorenana trano hono raha latsaky ny 2 ares! hihihihi!!!!!!!!!!!!!!
![](https://avatar.serasera.org/ca611ff5688d31eecbe58cd802d812d7.jpg)
10. angie
(
19/04/2004 08:56)
mampalahelo zany mba resaka ato zany, fa maninona no generalise-na foana ny hevitra eto e, mba asivo doute ihany ndraindray ry zareo, tsy ny lhl rehetra akory dia tery saina, na ny vhv rehetra au contraire, miankina @ éducation ts11 io no sady miamkina @ fahakingantsaina...
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
14. hendry
(
20/04/2004 15:27)
Ny mahagaga dia i dify lehilahy no mahatsapa fa misy tery ny toetsain´
ny lehilahy, tsy ohatran´ny mahalasa saina ve zany ry lehilahy isany?
ramaso> ao anatiny fa tsy mipoitra ahoana kay ny sain´ny sipa?
ny lehilahy, tsy ohatran´ny mahalasa saina ve zany ry lehilahy isany?
ramaso> ao anatiny fa tsy mipoitra ahoana kay ny sain´ny sipa?
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
16. ravatorano
(
21/04/2004 08:26)
aoka lessy ramaso marina
ny fahateren ny saina dia miankina betsaka amin ny fanabeazana teo anivon ny fianakaviana , ny fiaraha monina nodiavina , ny manodidina izany e ary io dia tsary ankanavaka na kofa na joba satria dia aretina koa izy io , fa na izany aza raha jerena ny % dia toa ry zareo ..... no manjaka(tsy te hahazo vava b et za ry Ikaretsaka ah )
Miteny hou azy ny point point

![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
17. kally
(
21/04/2004 08:32)
Ary i Dify milaza hoe tsy mba afaka samy tsotra izany ny lehilahy,dia gaga izy nefa ny fanontaniana apetrany aza tsy tsotra fa miolankolana be ka aiza izy no hahita fahatsorana amin'izany?Hazavao ry Dify fa tsary mbola nazava any le izy!
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
18. hendry
(
21/04/2004 16:44)
raha ny fahazoako dia diso fanantenana @ toetsain´ny lehilahy tahaka azy ranamana ary ny mahatonga zany araky ny heviny dia ny modernisation hono.
Fa ny tiako ho fantatra zao dia hoe: afaka manome ohatra mazava ve i dify satria mety ho problème manokana koa no nahatonga azy hilaza an´zany, iza no mahalala raha....
Fa ny tiako ho fantatra zao dia hoe: afaka manome ohatra mazava ve i dify satria mety ho problème manokana koa no nahatonga azy hilaza an´zany, iza no mahalala raha....