pillule contraceptive

1. luz ( 19/04/2004 12:59)
Miarahaba ny rehetra

Ny fihinana pillule contraceptive hono dia azahona cancer du sein - de l'utérus ary mety tsy bevohaka intsony raha tsy mihinana azy aza...

Marina ve izany!!

Misaotra
novalian'i hendry ny 23/04/2004 14:23
2. nananie ( 19/04/2004 13:37)
Tsy marina izany! Raha izany ve no fandehany tsy efa fôna ny pillule eran-tany?
Zavatra enoko farany aza hoe ny sipa manala zaza aza hono sipa mpihinana pillule. Izay midika hoe, tsy momba ilay sipa ary matetika aza tsy manadaitra intsony.
Ny zavatra mitranga fotsiny dia raha ohatra ka tsy mahatanty an'ilay pillule ilay sipa dia possible mia matavy . Izy io tsinona tsy raisipôna fa tsy maintsy manao test sns...
3. booboo ( 19/04/2004 20:25)
Efa misy isan-karazany ny pillules fa anontanio tsara an'ny dokoteranao izay mety kokoa aminao. Aleo manontanintany foana toy izay manaonao foana !
4. nananie ( 20/04/2004 14:21)
izay mihintsy!
5. hendry ( 21/04/2004 17:28)
Mety ho possible ihany ilay hoe mety ho tsy bevohoka ntsony na tsy mihinana azy aza satria zatra elliminer-na ilay mampiforona ilay zaza hany ka tsy mety mamokatra ntsony.
6. nananie ( 22/04/2004 12:38)
Hendry, ny pillule anie tsy manala an'ilay ovule e! Manao blocage fotsiny.Le izy ary tsy havela ho masaka. Dia izany indrindra no mampatonga ny sipa zatra nihinana tonga de mora bikina.
Sady raha matahotra ho momba, efa mandroso ihany ny teknolojia hiadina @ io.
7. hendry ( 23/04/2004 14:23)
hay ve e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0684