david and victoria beckham

1. delvechio ( 15/04/2004 06:11)
asa ra kobonareo le tantara fa tiko anontanina we diso v le Rebecca Loos raha ohatra ka namoaka an le tantara. aminah alou le iz d tena fitiavana te halaza fotsiny nen le sipa e. we tena nanao taminah celebrite. ny eritreritro aza mety le sipa mintsy no nikoty ko. sa aona ouz lisany?
ary ra mba we ao dago koa zany mba asina anizany? we tena manaraka lamaody e. misy sipa mitaraina we tena nanao niaraka tamina panao bolina malaza! hahah! mety hilay kle
novalian'i fijo ny 11/05/2004 23:35
2. gable ( 15/04/2004 13:42)
Ka am zao fotona ane de atao daholo ze azahona sosy e!Sady ireny vedettes ireny no cibles privilegiés satria raha clochards anie no atao an reny de tsy ahazo ninoninona le sip'e!!
3. ramoul ( 15/04/2004 21:18)
hihihihihihihii lisany reto tena mahalatasa mintsy kleazana!
marina aloha zany é! le sipa mintsy no tena mitady vola no te hilaza hoe nahavita... tam' beckham.
ra any dago no misy an'zay de efa betsaka ireo tanora miteraka tsy misy rain-jaza
4. ikaretsaka ( 15/04/2004 22:20)
io vola io anie...
5. fijo ( 16/04/2004 23:38)
izy no te hamelatra ko inona tsy aleo lerany any
6. jhouhlambout ( 17/04/2004 16:30)
Fitiavam-bola daholo izany
7. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:35)
zay mihitsy
8. mumu ( 09/05/2004 08:52)
hihihi, maita ho lazaina reto a!
9. fijo ( 10/05/2004 23:12)
marina izany ka
10. delvechio ( 11/05/2004 04:01)
hahahahahha! efa sarotra marina less le mitady vola le ! hihi
11. fijo ( 11/05/2004 23:35)
tsy mora e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0918