tsy misy tia golf anga?

1. delvechio ( 08/04/2004 16:18)
ary ny olona makato anga tsy mba misy manaraka PGA tour le? tsy aiko alou ra azo antsoina we sport le golf na aona e. fa le izy mafinaritra ra tena maharaka an le izy,
novalian'i fijo ny 16/04/2004 23:40
2. donemaskit ( 08/04/2004 17:39)
na ny hitondra ny club aza tsy hataon-dry leirony fa mila mpiasa kely. tssss ! tsy voako aloha e, sady tsy hitako mihitsy ny maha-sport azy, ohatra ny billards.
3. jhouhlambout ( 09/04/2004 12:15)
lavaka misy gazon sa lavaka tsotra?
4. ikaretsaka ( 09/04/2004 22:20)
sy ny fika fampidirana azy ao..
5. donemaskit ( 11/04/2004 16:20)
ohatra ny natokana ho an'ny laibany izy io raha ny fahitako azy manokana
6. jhouhlambout ( 12/04/2004 10:53)
zay koa mety
7. kitjo ( 12/04/2004 17:31)
za aloha d tsy any amin io mitsy e,
nataon mpanankarena andaniana andro fts fahitako azy
raha mini golf jeu PC d ts koi fa tiako,hahhaha
8. ikaretsaka ( 12/04/2004 21:40)
tsss mikendry lavaka kosa e
9. delvechio ( 13/04/2004 02:00)
mety mintsy le manamboatra parcours araky nolazain i ramaso!
ary ndao ara mba ovaina le karazana lavaka e? atao 18 trous iany fa tsy lavaka ana golf no atao! mety mahafinaritra an. lol
10. delvechio ( 13/04/2004 03:35)
ankotran ny basket...
11. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:40)
lavaka aproprie @ ilay kilalao kosa atao fa lasa hors jeu e
12. delvechio ( 13/04/2004 03:50)
tairo mba asina derive le sport fa amin iny ange misy ambiance kokoa e
13. kitjo ( 14/04/2004 08:50)
lasa valeur absolue v d asina derive?lolll
14. fijo ( 16/04/2004 23:40)
tsy lalaon'ny laibany izany io ry zalahy fa tena mila fahaizana tsara an.ary mila fahaizana midozy ny coup toa ny kanety be ihany.za aloha dia tia e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1622