Manirery

1. jerry ( 04/04/2004 13:33)
mitady quelqune mba hiresahana
2. xxx ( 04/04/2004 14:05)
maherymimi02@yzhoo.fr hoe andramana
3. nenitiana ( 04/04/2004 15:48)
ry xxx koa dia efa tena mpanadala mihintsy, adresse diso no omeny?, mba mila namana kosa anie ilay olona fa manirery e! manorata re amiko fa hamaly anao aho a!
4. nenitiana ( 04/04/2004 18:13)
Fa mifampamosavy ahoana kay ramaso?
5. kitjo ( 05/04/2004 11:35)
ngah nandraman nenitiana le adresin xxxx?
io hono ry jerry fa mba lasa dadatiana ny ps-nao aoriana kely an
6. rfanjav ( 05/04/2004 13:54)
Ntss ! namana bdb ato io v d sahy milaza ianao fa manirery, f'angaha kosa d miandry hotolorana na hatonina fotsiny e ?!!!
7. nenitiana ( 05/04/2004 19:05)
ka angaha misy site yzhoo.fr koa moa?
8. ikaretsaka ( 05/04/2004 19:20)
"hono"
9. laloa ( 08/04/2004 08:30)
aza atonareo an'izany kosa izy fa izy aza mba manirery e! sa tsy izany ry jerry .Izaho mahita namana ho anao raha tianao e !
Nefa mazotoa aloha mikaroka eto sao efa misy te hiditra eo aloha e!
10. nonoh ( 08/04/2004 10:09)
Marina ny anao ry laloa. mazotoa alo mikarokaroka ry jerry . Manana finoana .
11. fijo ( 14/04/2004 21:39)
dia mitsikia fa ampy io
12. yonikafopl ( 15/04/2004 17:12)
efa mba nisy nmaly tany aminao ve aloha e!
13. fijo ( 15/04/2004 22:51)
izay tokoa
14. voninkazokely ( 16/04/2004 18:30)
Tsy maintsy hoe mivoana foana hoa ilay resaka é!
15. fijo ( 16/04/2004 23:23)
ka izy aza tsy hita intsony ko
16. hendry ( 17/04/2004 10:25)
nandalo dia lasa ilay mpitady, mety efa nahita ngamba.
17. yonikafopl ( 17/04/2004 19:03)
efa nahazo izay nilainy izy dia navelany isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1954