fiangonana katolika eto paris...

1. joda ( 05/04/2004 13:40)
hono ho aho 1 io ihany ve no fiangonana katolika eto paris
171 boulevard brune 75014 sa misy hafa merci..
novalian'i hendry ny 20/04/2004 15:01
2. ikaretsaka ( 05/04/2004 13:54)
Fiangonan akatolika gasy sa? raha tsy gasy de bedebe ngamba
3. joda ( 05/04/2004 19:48)
ie fiangonana gasy..lamesa @teny gasy
4. ikaretsaka ( 05/04/2004 20:25)
dia ao reryihany znay
5. fijo ( 06/04/2004 00:06)
dia aza mankany fa mahakamo any.
6. doudoudoudou ( 06/04/2004 03:33)
Ahoana no fahitanareo @ izany vehivavy marin izany?
7. ikaretsaka ( 06/04/2004 04:12)
8. peluche ( 06/04/2004 09:15)
fa maninona no mahakamo any?
9. ravatorano ( 06/04/2004 12:56)
mahakamo fa lavitra b satria za aty andoharanofotsy dia aleoko eo amin ny fiangonana boribory ihany
10. ikaretsaka ( 06/04/2004 13:24)
mbola hande taxi be mankany ivato, mbola hande airbus mbola handeha rer mbola hande metro .. dia tonga any misy zazakely mitomany be en plein fankamasinana
11. ravatorano ( 07/04/2004 08:28)
lé fodiana no tena henjana rakaressaka ah
12. ikaretsaka ( 07/04/2004 19:49)
hevitra koa izay.. fa d'efa fenoy vovoka ny kapa ahintsana eo ambaravarany au cas ou
13. kitjo ( 08/04/2004 03:09)
kkiiiii
fa mety tsy tafody tsn fa emboutaka b refa latsinainy
14. joda ( 08/04/2004 09:16)
inona no tian'i doudou...hoe ahoana izany vehivavy marin izany
tsy azonay
15. hendry ( 08/04/2004 14:34)
rehefa tsisy afatsy iray ny fiangonana katolika any @ reny malala dia modia aty @ zanaka malala e, aty be dia be.
16. ikaretsaka ( 08/04/2004 15:08)
aza asiana alahelonsy eso ohatran'izany kosa ry hendry an
17. hendry ( 17/04/2004 12:02)
eny hoa! rehefa zaho mamaly dia lazaina fa alahelon´eso fa rehefa misy miteny hoe aty andoharanofotsy sy ny sisa dia tsy maninona.
Ka tsy reny malala ndray ary ve no niantsoana an´i la frantsa r´ikaretsaka? dia zanaka malala zany Dago. Dia inona ny alahelon´eso @ zany sa tsy mahazo mananihany i Hendry irery ihany?
18. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:33)
ilay hoe modia rehefa tsisy any. ohatran'ny maneso ny oloan any kosa e
19. fijo ( 19/04/2004 23:30)
mitadiava fa mety ahita hafa e
20. hendry ( 20/04/2004 15:01)
ikaretsaka a, ka zaho koa anie mba any ho any fa mba te hananihany fotsiny e! Aza mora sendaotra enao. Zaho rehefa tsy mahita fiangonana dia mionona, ao an-trano no manovokovoko mivavaka koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0803