fiangonana katolika eto paris...
1. joda
(
05/04/2004 13:40)
hono ho aho 1 io ihany ve no fiangonana katolika eto paris
171 boulevard brune 75014 sa misy hafa merci..
171 boulevard brune 75014 sa misy hafa merci..
répondu par hendry le 20/04/2004 15:01
9. ravatorano
(
06/04/2004 12:56)
mahakamo fa lavitra b satria za aty andoharanofotsy dia aleoko eo amin ny fiangonana boribory ihany
10. ikaretsaka
(
06/04/2004 13:24)
mbola hande taxi be mankany ivato, mbola hande airbus mbola handeha rer mbola hande metro .. dia tonga any misy zazakely mitomany be en plein fankamasinana
12. ikaretsaka
(
07/04/2004 19:49)
hevitra koa izay.. fa d'efa fenoy vovoka ny kapa ahintsana eo ambaravarany au cas ou
14. joda
(
08/04/2004 09:16)
inona no tian'i doudou...hoe ahoana izany vehivavy marin izany
tsy azonay
tsy azonay
15. hendry
(
08/04/2004 14:34)
rehefa tsisy afatsy iray ny fiangonana katolika any @ reny malala dia modia aty @ zanaka malala e, aty be dia be.
17. hendry
(
17/04/2004 12:02)
eny hoa! rehefa zaho mamaly dia lazaina fa alahelon´eso fa rehefa misy miteny hoe aty andoharanofotsy sy ny sisa dia tsy maninona.
Ka tsy reny malala ndray ary ve no niantsoana an´i la frantsa r´ikaretsaka? dia zanaka malala zany Dago. Dia inona ny alahelon´eso @ zany sa tsy mahazo mananihany i Hendry irery ihany?
Ka tsy reny malala ndray ary ve no niantsoana an´i la frantsa r´ikaretsaka? dia zanaka malala zany Dago. Dia inona ny alahelon´eso @ zany sa tsy mahazo mananihany i Hendry irery ihany?
18. ikaretsaka
(
18/04/2004 00:33)
ilay hoe modia rehefa tsisy any. ohatran'ny maneso ny oloan any kosa e
20. hendry
(
20/04/2004 15:01)
ikaretsaka a, ka zaho koa anie mba any ho any fa mba te hananihany fotsiny e! Aza mora sendaotra enao. Zaho rehefa tsy mahita fiangonana dia mionona, ao an-trano no manovokovoko mivavaka koa.