Maladie d'amour

1. voninkazokely ( 04/04/2004 15:16)
Manakory aby!
Sitran'ny dokotera ve ny aretim-pitiavana?
novalian'i ramoul ny 20/04/2004 15:01
2. donemaskit ( 04/04/2004 15:20)
fa in ty mahazo anao ??
3. nenitiana ( 04/04/2004 15:39)
Tsy sitram-panafody ny areti-pitiavana ry voninkazokely a, ianao ihany no antony hahasitrana azy na tsia, fa izao hono, ny fanafodim-pitiavana dia fitiavana ihany ka andramo sao dia mba mety ihany.
4. joiw ( 04/04/2004 16:11)
efa sitrana ve ny aretipitiana ry vonikazokely ra tsy sitram-panavody dia avy aty fa misy fanafodiny afaka manasitrana izany aingana aty dia dinio tsara aloha !!!
5. alz ( 04/04/2004 16:50)
Misy ka,
Misy karazana Dokotera mahay an'io.
6. hery ( 04/04/2004 16:51)
joiw> tsy maintsy misy fôna ny mpanararao-paty :)
Zara raha marary ilay olona dia hoe tongava aty hositraniko.
Raha i joiw no dokotera dia angamba tsy atokisana rehefa manao consultation... ny tongotra no lazaina fa manaintaina dia ny kibon'ny marary no tsapatsapaina. :)
7. sipagasy ( 04/04/2004 17:34)
mba mahita avaly koa ity hery ty ann hi!hi!hi!
Ny fanadinoana retsy ny tena fanafodiny annnn
8. ikaretsaka ( 04/04/2004 23:32)
mariak kos any an'i hery
9. voahary ( 05/04/2004 06:37)
ka le fanadinoana io mihitsy marina fa fomba fanadinoana misy be dia be de aoka le mba fomba tsara no ampiasaina de tsy famonoan-tena sanatria
10. ravatorano ( 05/04/2004 08:04)
vonikazokell>mba lalina koa ianao ty ! diny d malazo le vonikazo mahatifatifa iny raha vao tsatsan izany aretina izany fa mitandrema
sipagasy>voahary>ny fanadinoana ve tsy ohatra ny fahatsiarovana ihany e .Henoy kellne e : raha vao mieirtreritra ny hanadino azy ianao dia ny embona no tonga aloha sa ahoana ?
mahatsiaro aloha dia manadino amizay>Ohatran ny hoe efa ela no nanadinoako anazy , zany hie mahatsiaro an ilay fanadinoana v zany ????/
11. samoina ( 05/04/2004 10:27)
Voninkazo.../ Lanin-dRadoko any fotsiny ny volanao fa tsy dia tafiditra t@ taranja nianarany loatra ny maladie d' amour. Mety omeny fanafody manamaivana dépression angamba ianao saingy tsy dia vaha-olana loatra izany raha ny hevitro.
Ampiasao ny vola hanaovana izay mety hampifalifaly ny sainao: mijery sônemà, mandehana mandihy, mitsidiha tanàna hafa, midira @ ireny fikambanana manao asa soa ireny dia tsapanao fa mbola maro ny ory mihoatra ny fahorianao, ets... Fadio fotsiny ny mijanona irery an-trano indrindra rehefa miserana ny fahatsiarovana. Misotroa rano mangatsiaka dia mandehana mivoaka kely na antsoy ny namanao na ny havanao mba mahafinaritra anao.
12. hendry ( 05/04/2004 10:45)
manaova sport.
13. voninkazokely ( 05/04/2004 13:00)
Misaotra betsaka anareo tompoko ô!
14. joda ( 05/04/2004 13:47)
ho tsaboina ianao ho tsaboina fa aza tomany....
avia aty amiko e...
15. ikaretsaka ( 05/04/2004 13:48)
sport ihany na maladie d'amour na inona.. sport sy mozika ny ady eo
16. rfanjav ( 05/04/2004 14:11)
N'essaie meme pas de cacher tes sentiments, et ne t'enferme surtout pas !
Amuse-toi d mitotoa koba hatavy e !
17. jhouhlambout ( 05/04/2004 18:18)
Minoa ahy fa ny fanafodin'ny Fitiavana dia ny FITIAVANA ihany...
18. ikaretsaka ( 05/04/2004 18:44)
zay manko
19. ravatorano ( 07/04/2004 11:03)
zay zany
20. yonikafopl ( 07/04/2004 21:09)
Marina izany , ny ody fitia fitia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0723