Maladie d'amour

21. ikaretsaka ( 07/04/2004 21:44)
lozik izany
22. jhouhlambout ( 08/04/2004 07:39)
logique bé sady mazava bé
23. nenitiana ( 08/04/2004 16:42)
Alors, mandraisa fanapahan-kevitra ianao ry voninkazokely, mitady ilay fanafody
24. 2689 ( 09/04/2004 13:23)
Tsy aleo tondrahako ... Sao mba ...
sady izaho hono mahay manondraka ... (Hono hoy aho an, Ravalomanana koa HONO nanao contrat tamin' i ...)
25. kitjo ( 09/04/2004 14:17)
Enao iany manasitrana an znay kambo d fitiavan iany ko ny fanafodiny
26. voninkazokely ( 09/04/2004 17:11)
Misaotra betsaka re ry zareo fa tena mahasoa daholo ireo hevitrareo ireo ka raha sanatria marary aho izany any aoriana any dia tsy mila mitady dokotera fa ny conseil-nareo izany no ampiasaioko é!

Misaotra é!
27. delvechio ( 09/04/2004 19:27)
Nareo anga tsy mba mahay milalao fitia e?
28. ikaretsaka ( 09/04/2004 22:54)
angaha kilalao io le
29. rfanjav ( 13/04/2004 08:03)
Marina le hoe : fanafodin'ny fitiavana dia fitiavana ihany, fa raha ohatra v ka fitiavana vao maika mampahatsiaro anao ilay fitiavana teo aloha tsy vao maika manao izay hankarary fo fotsiny !!!

Ny ahy d izay ihany : manalà azy aloha e !

lasa mampalahelo koa izay olona miaraka aminao eo, mety hanana tentation fotsiny ianao hamaly faty ny nataon'ilay namparary anao !
30. jhouhlambout ( 13/04/2004 08:13)
tsy voatery...
31. ramoul ( 20/04/2004 15:01)
Met ratsy tondraka ngambany njy voninkazokely de voan'ny maladie d'amour.hihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.208