aleo ho avy tsara ny été...
![](https://avatar.serasera.org/228c1b3d36290cb44317e550e7417da7.jpg)
1. joda
(
05/04/2004 13:45)
aleo ho avy tsara ny été hanaovako an'ireo vazaha vavy miseho milay ireo...hanao bikini sy tenue d'été mantsy ry zareo ato ho ato...
novalian'i fijo ny 30/06/2004 22:29
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
5. hendry
(
05/04/2004 14:57)
Aza dia marary fo loatra @ vhv vazaha ry reto fa rehefa tsy mety azo izy avelao hipetraka a!
![](https://avatar.serasera.org/228c1b3d36290cb44317e550e7417da7.jpg)
8. joda
(
05/04/2004 19:47)
tena marina izany mi provoquer mihintsy ny joba aty an...manao akanjo fohy kely sady manify..
normal koa raha mamaly faty aho saria ny joba gasy miantoka anaovan'ny vazaha lahy azy
normal koa raha mamaly faty aho saria ny joba gasy miantoka anaovan'ny vazaha lahy azy
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
12. ravatorano
(
06/04/2004 10:58)
joda tsy mahataty fa ny jo gasy poafan ny kofa zomgo de hamaly faty ralery e !
ary tsy mety afaka amin drajoda ny fitiavanazongo ty an
mahavita b rajoda ah tandreo iany sao mivotsotra any ny lentaka
ary tsy mety afaka amin drajoda ny fitiavanazongo ty an
mahavita b rajoda ah tandreo iany sao mivotsotra any ny lentaka
![](https://avatar.serasera.org/e1927c5011cef6c7282e3bcaa00d8f5a.jpg)
13. ramoul
(
06/04/2004 12:24)
any amin'ny plage naturiste joda mande ra zany à!any tonga dia milalao fotsiny sady tsy mila manala kilôty tsony
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
14. ikaretsaka
(
06/04/2004 13:10)
ex daholo ny namako... mandehana koa ry sipa raha mila fa izany hono an
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
15. fijo
(
06/04/2004 21:04)
raha te hanandrana rajoda sipa vazaha somary bota ireny aloha kotina fa ireny azy dia homana an
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
18. hendry
(
07/04/2004 11:18)
Mody ny vhv gasy lasan´ny vazaha no asiana olana nefa nareo mihitsy no efa te hanandrana vhv vazaha.
tandremo fotsiny mampitombo isa ny gasy voan´ny sida e!
tandremo fotsiny mampitombo isa ny gasy voan´ny sida e!
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
19. ravatorano
(
07/04/2004 12:07)
manandrana tokoa v ry joda e ?
hitsapatsapa zany aloha soa ihany fa be expert ato , d tantarao marina rehefa vita ny fanadramana sy ny fitsapana.
hitsapatsapa zany aloha soa ihany fa be expert ato , d tantarao marina rehefa vita ny fanadramana sy ny fitsapana.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
20. fijo
(
08/04/2004 00:12)
izay mantsy.misy ny fiarovan tena aty ary manaiky daholo ny olona.fa firy ny voa izao any mada?