aleo ho avy tsara ny été...

21. jhouhlambout ( 08/04/2004 08:48)
koa samia mitandrina
22. hendry ( 08/04/2004 14:54)
zany ny fisainan´ny ankamaroan´ny gasy koa, vazaha misy sida satria avy @ tany mandroso ny niavian´ny sida hono.
Sady ny ankamaroan´ny lhl koa hono anie rehefa tena diso ambony loatra ilay feeling dia hadino ny fitaovana.
23. angie ( 08/04/2004 19:01)
tandremo ihany zala fa tokana ny aina
24. fijo ( 08/04/2004 23:46)
sady aretina azo avy amin'ilay zavatra tokana
25. jhouhlambout ( 09/04/2004 08:11)
eka
26. ralipo ( 10/04/2004 07:16)
tsy azoko intsony le resaka.
Bikini sy tenue d'été = lamaodim-behivavy.

Ka miandry ny lamaody avoakan-drajoda zany @ été zahay e!
27. jhouhlambout ( 10/04/2004 16:27)
1000 bandes
28. joda ( 11/04/2004 19:25)
SIDA= satria isika dia adala
29. ikaretsaka ( 12/04/2004 00:18)
zany hono
30. fijo ( 13/04/2004 22:38)
adala satria misy manadala ve
31. vahona ( 14/04/2004 23:28)
tsy hitako zay tokony hahataitra @ bikini sy ny akanjo fohy!!!!!!
32. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:16)
nareo no mety tsy ho taitra fa rajoda taitra
33. fijo ( 15/04/2004 21:41)
izay,ka raha mijery porno izany rajoda tsy loza
34. jhouhlambout ( 04/06/2004 12:04)
35. booboo ( 21/06/2004 14:37)
:)
efa tonga ny été rajoda a !
36. fijo ( 21/06/2004 22:48)
mbola maka forma izy ka.aza tairina aloha.
37. vegas ( 27/06/2004 22:49)
de naninona fotsiny zany rajoda mandrapatonga ny été klé?
38. fijo ( 28/06/2004 22:19)
efa tonga ity ny été rajoda fa mihetse haingana an.
39. fijo ( 29/06/2004 22:12)
dia tsimpony izay rozy kely hita eny.
40. booboo ( 30/06/2004 12:11)
tena mbola eo am-pikarohana angambany izy matoa mbola tsy hita mihitsy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076