Ireo HIra mateza hono
1. ikaretsaka
(
04/04/2004 06:13)
Sendra mba hamadibadika magazine aho ry zareo dia nisy interview ana bandy malaza izay izay saika "grands classiques" aby ny hirany,
dia ny filazany dia hoe ny hira "mateza" hono dia matetika ireny hiran' olona sady mahay mitendry zavamaneno no mahay mihira ireny:
Fa nampitoviako tamin'ny any dago dia marina tokoa.
Ry Mahaleo, ry Lolo, Raimbl, Njila, Naly Rakotofiringa, RR Majunga, Fanja Andriamanantena Bessa sns..
Na tsy miakatsehitra be loatra intsony aza ry zareo ireny dia mbola malaza foana ny hirany...
mampieritreritra
Atsipy hoe an'ireo mpanakanto namana

novalian'i fijo ny 31/05/2004 23:36
2. kitjo
(
04/04/2004 09:31)
marina io,
le hira 24h malaza tampoka reny ange tsy d misy kanto ao anatiny,fa ohatra mahafinaritra ny sofina tampoka ny feonkira ngamba d ankalazaina @radio, d afaka 2volana d leo ny olona.
Misy ndray mety oe le pozin le mpihira no manaraka lamaody ngamba,d refa lefy le izy d adino koa le hira,
zavatra tsy notrandrahina tsara zany ary tsy d tena talenta fa namboarimboarina fts,resaka varotra ny hiafarany
Misy hira tena tsara sady tsy lefy laza mihitsy nefa tsy mandeha radio ra tsy indray mandeha isam-bolana,

3. ravatorano
(
05/04/2004 07:53)
tohanako i kitjo fa marina le izy satria iainana eto amin ny tanana le izy.Maro loatra ny mpihira eto zao ary dia misy vaovao foana isanadro vaky izao.Ny radio fm moa dia mandahatra anireny koa na dia hita fa fopla azany le hira na tonony io na feony.Zany clip mivoaka izany moa dia tena bazary be mihitsy no fetrany >maninn koa raha mba sivanina ny vazo mande fa tsy izao mhay do remifasollasi zao de manandrana mamoka hira de alefa ao amin ny antenne ao.
zany kofa ni rock tao amin ny tv plus tamin ny fandaharana metal izany anie ka tena ....oka fotsiny fa ny feon ny gitara hafa , ny an ny beso hafa , ny baterrri hafa tsy manaraka gadona fa tena degany b
Heverin dry zalah v fa ny metal dia tsy manaraka fenitra koa fa dia adridrodrio any fotsiny.
Kivy ny tena nefa le fandaharana milay fa ny olona atolotra ao indraindray mampanontany tena

4. hendry
(
05/04/2004 10:42)
i Francis Turbo efa nanakiana be tamin´izy ireny fa tsisy miheno e!
Fa tena mamotika ny sasany mba tena mana-talenta sy mivelona amin´ny resaka mozika tokoa aloha ilay izy e! Zaho ndraindray manontany tena hoe: fa inona tokoa moa ny asan´ny OMDA e? tsy hoe mifantina sy manadihady ny hira havoaka? Nefa dia mbola marobe ihany ny hira tsisy dikany(indrindra indrindra ny tonony) mandeha amin´ny onjam-peo.

5. alz
(
05/04/2004 11:16)
Zaraiko ny hevitry i Kitjo.
Ravatorano, ny sivana efa misy, fa ny mpanao ilay fandaharana no misivana azy.
Ny goût no samy manana ny azy. Fôpla aminao fa mety milay amin'ny hafa, dia "visy very sa".
Ny art tsy misy norme. Amiko manokana, aleo hisy karazany maro dia anjaran'ny tsirairay no misafidy.
Tsy nisy ny rock, ny rap sy ny sisa raha ekena ny analizinao fa nijanona tamin'ny classika. Na tamin'ireo samy mpanao classika aza mbola be koa no tsy nanaiky, tsy mozika ny an'i Mozart.
Débat efa nisy foana io.
Hendry,Iza no afaka miteny hoe ity no tena mpanantalenta ?
Ny OMDA dia miharo ny zon'ny mpamorona ny asany, na iza na iza namorona, fa tsy misafidy izay hira havoaka izany. Manadiady fotsiny izy hoe vaovao marina ve le hira sa tsy. Ny tonony sy ny feony izany, fa tsy mijery ny valeur-n'ilay hira.

6. kitjo
(
07/04/2004 16:39)
ny hitako aloha d resaka varotra io fa tsy resaka kanto mihitsy e
misy ihany kanto kely ihany matoa aloha malaza fa natao tandrametaka matoa mora lefy laza

8. kitjo
(
09/04/2004 14:24)
ny fiteny an le mpihira 1mois malaza reny zany le oe "entertainer",natao hanalana azy fts indray mande na mba oe mahafinaritra ny sofina le vao re iny fts fa ra hiverenana tsy ao tsn
Misy koa mpihira commerciale fts oe misy olona mampiakanjo d natao hanaovana pub an'le mpivarotra

10. fijo
(
27/04/2004 20:49)
marina io voalazan'ikaretsaka io ary i lionnel ritchie dia efa nilaza an'io koa,fa ny boy's band dia natao hakana vola fotsiny fa tsy misy mahay mihira akory ao.
jereo fa ny hira malaza rehetra dia hiran'ny artista tena mahay zavamaneno sy mahay hira.

14. vahona
(
05/05/2004 00:04)
ka efa tsy mahay mamoron-kira ry zareo aty aoriana notena olana.
sady na mampidi-bola aza ny mozika dia tsy mahavelona velively izy io fa tsy maintsy ampiana business aty @ sisisny any ka ireo mahay mihira sy mitendry tsy dia heno fa aleony manao zavatra hafa.
sady raha ny hiran-dry mahaleo sy rehtra nalaza taloha ,na ny taranaka ary mbola mety haheno ny lazany.
ireo hira t@ 60,70,80 no tena maro ny maharitra na ny aty ivelany aza.Ny hira malaza vetivety dia vetivety dia tsy heno.

16. ikaretsaka
(
07/05/2004 17:30)
tadidio fa matetika ny mpamorona ireny hira nalaza 60 70 80 na ilay hira mbola be mpahay na 30 40 taona aty aoriana aza dia matetika musiciens na mitendry instrum fa tsy dj hoe mitady sample ana hira dia averimberina @ ordi
19. fijo
(
13/05/2004 23:42)
ny boys band izao ohatra rehefa lany manja na ilay sipa tara taminy aza anie mety hanipy azy satria efa tsy lamody intsony e.
20. kitjo
(
14/05/2004 01:06)
refa malaza iany reny no jeren olona fa rfveo eeeee
aleo ndray aza le tsisy in in fa na mba le mijery taloha aza to d simba ny sainy
mpanala voly fts fa tsy mpanakanto