la vie est un éternel apprentissage..
![](https://avatar.serasera.org/228c1b3d36290cb44317e550e7417da7.jpg)
1. joda
(
03/04/2004 17:44)
@ fitiavana tsy tokony ho entipo loatra fa sao anenenana...aleo mandefitra e..
novalian'i booboo ny 17/08/2004 11:55
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
4. hendry
(
05/04/2004 10:26)
Mandefitra amin´ny inona moa io?
Hoe raha tsy nahay tsara ve ilay partenaire dia tokony ampianarina fa tsy tokony ho sosotra hoe tsy satisait enao.
Hoe raha tsy nahay tsara ve ilay partenaire dia tokony ampianarina fa tsy tokony ho sosotra hoe tsy satisait enao.
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
5. ravatorano
(
05/04/2004 12:41)
miverina eto matetika eto amity forum ity ny fandeferana izay zava d b tokoa eo amin ny fiainan olo 2.
Zay mahay mifandefitra , mifampizara ny fiainanay dia ho tretrika eo amin ny tokatranony
Zay mahay mifandefitra , mifampizara ny fiainanay dia ho tretrika eo amin ny tokatranony
![](https://avatar.serasera.org/cda0bd9c5f772d54ea1d07c320ad1782.jpg)
6. jhouhlambout
(
05/04/2004 12:49)
Ny olona angé tsy mitovy é, samy nanana ny éducation-ny daholo. Ka ilaina ny fifandeferana(mitady ny marimaritr'iraisana) mba tsy hisy ny ady bé.
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
10. ravatorano
(
07/04/2004 08:58)
fantra pandefitra toy ny .....innn moa ? ny diso mandefitra kosa dia potika tanteraka amin ny farany e.
ny zavatra koa rehefa trop dia tsy maintsy ahitana olana foana e
mahaiza mandanjalanja mba ho olombanona hoy ny fitenenana iray izay
ny zavatra koa rehefa trop dia tsy maintsy ahitana olana foana e
mahaiza mandanjalanja mba ho olombanona hoy ny fitenenana iray izay
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
14. pitchou
(
12/04/2004 03:22)
ie ko! tsy tokony à sens unique ny fandeferana raha tsy izany tsy fifandeferana ! ary tsy tokony handefitra @ zavatra tsy zaka ka fantatra tsy voalefitra fa mamita-tena fotsiny! izay azo leferina aza miafy mandefitra aminy
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
15. pitchou
(
12/04/2004 12:20)
mitady hafa? tsy aleo rehefa mahita hafa vao tsy mahalefitra? hihihihihihii