je n'arrete pas..

1. joda ( 29/03/2004 10:15)
mieritreritra ny ex ko foana aho r'ireto a....
novalian'i fijo ny 05/04/2004 22:14
2. xxx ( 29/03/2004 12:52)
miverena aminy
3. nananie ( 29/03/2004 13:49)
In ty soratan'i Ramaso? Izy koa ve io? Ra izany zany dia mety marina le resaka télépathie ireny?
4. nenitiana ( 29/03/2004 15:44)
fa angaha mbola tsy nisy solony e! fa inona aloha no nahatonga azy ho ex e!mbola tia azy anie izany indry matoa mbola mieritreritra azy e! Aza miverina izany mantsy retsy a! ny alika no miverina amin'ny naloany.
5. joda ( 29/03/2004 16:25)
efa manambady aho depuis 2 mois izay fa na izany ary mbola fery vao e...aza omena tsiny e
6. jhouhlambout ( 29/03/2004 17:08)
Resaho izy
7. ikaretsaka ( 29/03/2004 17:56)
marina io.. resaho izy
8. voninkazokely ( 29/03/2004 18:25)
Conseil:
rehefa ilay eo ampahatsiarovana azy iny ianao dia tadidio tampoka izay zavatra ratsy na fihetsika tsy nety nataony taminao na izay defaut-any dia lasa ho azy ilay heritreritrao aminy.
9. fijo ( 29/03/2004 19:24)
aleo miresaka aminy ka.
10. pitchou ( 30/03/2004 15:20)
ianao no niala sa izy no nikisaka aloha e?
11. nananie ( 30/03/2004 19:24)
Polisy daholo reto.:-)!
12. angie ( 30/03/2004 20:38)
Aza kivy ry Joda raha ny eritreritra anie tsy mahafaty,
Raha tsy niady ianareo dia ny fotoana nahafinaritra t@ niarahanareo tadidiana
Raha niady indray dia izay toetra ratsy ananany taloha dia @ izay halanao izy.
Fa ny tena tsara dia ny vadinao eritreretina satria izy no efa eo ary izy ho no avy ny ankoatr'zay efa lasa.
Mahereza e
13. bice ( 30/03/2004 11:23)
nga ny fanambadina kilalao e?
14. fakely ( 30/03/2004 11:54)
o ry leity a! adabohy any izany ex izany fa izay eo am-pelatanana karakaraina
15. ravatorano ( 30/03/2004 12:14)
ntsoo
aza hadino aloha fa efa manambady ianao
ny hanina sy alahelo ve moa tsy maintsy misy ary ny tena olombelona ihany fa dia mahereza manadino anazy fa efa an ilay tena izy zao ny fonao sy ny mombamomba nao rhtr koa dia atsaharo dieny zao zany fahatsiarovana ny ex tsy mety tapitra zany fa hani;ba ny tokatrano vao.Zà tsaroana fa sady tsy ex no tsy hihetsika :D
16. ikaretsaka ( 30/03/2004 21:50)
aiainana daholo izany e
17. fijo ( 30/03/2004 22:13)
raha tsy dia tiana ny vady dia tsy maninona fa andehana resao izy e
18. pitchou ( 31/03/2004 04:34)
o ry fijo! tsy tiany ve ho novadiany e!
19. kitjo ( 31/03/2004 13:00)
fa inona no nanambadiana tampoka tao e?
sa nampirafy azy d ... d tsy maintsy nanambady an le ray?? d zao vao manenina ve sa??
hafa aloha ny fandehany ra io e

reo lhl oe resaho resaho reo>>> resahina d haninona?? hiverina d arina le vady vao2 mois???

ary be vava dol reto fa misy sujet ray oh io ary ambadika ary hafa dol no lazaina kay refa tena misy zany mivadika dol le lhl le,
20. hendry ( 31/03/2004 14:32)
???????????????? fanontaniana be dia be tsy misy valiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5663