je n'arrete pas..
1. joda
(
29/03/2004 10:15)
mieritreritra ny ex ko foana aho r'ireto a....
novalian'i fijo ny 05/04/2004 22:14
2. xxx
(
29/03/2004 12:52)
miverena aminy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 30/03/2004 00:52
3. nananie
(
29/03/2004 13:49)
In ty soratan'i Ramaso? Izy koa ve io? Ra izany zany dia mety marina le resaka télépathie ireny?
4. nenitiana
(
29/03/2004 15:44)
fa angaha mbola tsy nisy solony e! fa inona aloha no nahatonga azy ho ex e!mbola tia azy anie izany indry matoa mbola mieritreritra azy e! Aza miverina izany mantsy retsy a! ny alika no miverina amin'ny naloany.
5. joda
(
29/03/2004 16:25)
efa manambady aho depuis 2 mois izay fa na izany ary mbola fery vao e...aza omena tsiny e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/joda ny 30/03/2004 04:25
8. voninkazokely
(
29/03/2004 18:25)
Conseil:
rehefa ilay eo ampahatsiarovana azy iny ianao dia tadidio tampoka izay zavatra ratsy na fihetsika tsy nety nataony taminao na izay defaut-any dia lasa ho azy ilay heritreritrao aminy.
rehefa ilay eo ampahatsiarovana azy iny ianao dia tadidio tampoka izay zavatra ratsy na fihetsika tsy nety nataony taminao na izay defaut-any dia lasa ho azy ilay heritreritrao aminy.
9. fijo
(
29/03/2004 19:24)
aleo miresaka aminy ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/03/2004 07:24
12. angie
(
30/03/2004 20:38)
Aza kivy ry Joda raha ny eritreritra anie tsy mahafaty,
Raha tsy niady ianareo dia ny fotoana nahafinaritra t@ niarahanareo tadidiana
Raha niady indray dia izay toetra ratsy ananany taloha dia @ izay halanao izy.
Fa ny tena tsara dia ny vadinao eritreretina satria izy no efa eo ary izy ho no avy ny ankoatr'zay efa lasa.
Mahereza e

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/angie ny 30/03/2004 20:38
13. bice
(
30/03/2004 11:23)
nga ny fanambadina kilalao e?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 30/03/2004 23:23
14. fakely
(
30/03/2004 11:54)
o ry leity a! adabohy any izany ex izany fa izay eo am-pelatanana karakaraina
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fakely ny 30/03/2004 23:54
15. ravatorano
(
30/03/2004 12:14)
ntsoo
aza hadino aloha fa efa manambady ianao
ny hanina sy alahelo ve moa tsy maintsy misy ary ny tena olombelona ihany fa dia mahereza manadino anazy fa efa an ilay tena izy zao ny fonao sy ny mombamomba nao rhtr koa dia atsaharo dieny zao zany fahatsiarovana ny ex tsy mety tapitra zany fa hani;ba ny tokatrano vao.Zà tsaroana fa sady tsy ex no tsy hihetsika :D

19. kitjo
(
31/03/2004 13:00)
fa inona no nanambadiana tampoka tao e?
sa nampirafy azy d ... d tsy maintsy nanambady an le ray?? d zao vao manenina ve sa??
hafa aloha ny fandehany ra io e
reo lhl oe resaho resaho reo>>> resahina d haninona?? hiverina d arina le vady vao2 mois???
ary be vava dol reto fa misy sujet ray oh io ary ambadika ary hafa dol no lazaina kay refa tena misy zany mivadika dol le lhl le,