je n'arrete pas..

21. pitchou ( 31/03/2004 14:40)
ny azy ange ry kitjo miova araka ny lohahevitra apetraka ny heviny e! hihihihihi
22. fijo ( 31/03/2004 20:37)
izay ny lehilahy e.maharaka ny fiovana misy.ah,ah,ah,
23. angie ( 01/04/2004 09:23)
Joda dia mba manaraha hono fiovana zany ko, ny vady vao eritreretina e.
24. ccool ( 01/04/2004 11:29)
plus tu penseras a ton ex.Plus tu risques de retomber amoureux de lui et ton mari,il se rendra compte de ce,disant,leger changement,..et petit a petit,votre mariage tombera a l'eau...mais la question que je me pose actuellement, c'est que:aimes-tu vraiment ton mari?Si c'est le cas,alors je te conseille de continuer ton chemin,et arretes de penser a ton ex,tot ou tard il s'en appercevra....le mieux que tu puisses faire en ce moment c'est de faire le bilan,regardes ou t'en es!et de laisser le passe au passe,ne retourne pas en arriere,vis le moment present et regarde ton avenir...concernant ton ex,dis-toi qu'vous aviez essaye et ca n'a pas colle.
Et si tu dis que t'arretes pas de penser a ton ex,ce n'est pas que tu y arrives pas ,c'est juste que tu ne veux pas l'oublier,..oui je reconnais,les ex nous laissent toujours des souvenirs,des bons et des mauvais,mais comme je te l'ai dit,laisse le passe au passe.Si t'etais pas mariee ca aurait ete un autre cas mais la,t'es mariee,t'as fonde une famille,alors ne fout pas en l'air ce que t'as maintenant....tu le regretteras platrd...crois-moi........moi,j'ai regrette.....
25. mandamina ( 01/04/2004 12:19)
efa nanao ny safidy enao ka zay eo atrehina sy atao zay ahatsara azy e! fa zay lasa any mbola visavisaina fôna, mahia eo
26. bodallie ( 01/04/2004 20:57)
Tsy azo averina ny lasa fa ny ho avy atrehina. Mahereza !
27. nenitiana ( 01/04/2004 23:02)
Marina daholo izany rehetra izany , ny ho avy hatrehina fa hadinoy ny lasa, tano ny azo fa sarotra ny mila, satria raha votsotra koa io ao an-tanana io ,ka hahazo vaovao indry, dia mety hitombo iray koa ilay ex eritreretina.
28. ravatorano ( 02/04/2004 08:53)
aoka ny lasa homba ny lasa ry zanako
29. ralipo ( 02/04/2004 20:25)
O ra-joda tena sarotra io "situation" misy an-drangahy io mino ahy fa efa nolalovako io fa za aloha tsy naka "solution" hoe manambady (ara-dàlàna no resahiko an!) fa mila maka fotoana elaela mihintsy aho nanaovana "bilan" ny fiarahana satria izao no tadidio:
1- Tsy ny ho vadiana no tsy misy fa izay ho rafozanina.
2- Izay misao-bady tanora manome zara ho an'ny hafa.
Ny tena "grave" dia rehefa mi "se rendre compte" ingahy aty aoriana hoe tsy misy mahatanty ny toetra ko afa tsy i ... na hoe zahay sy i ... efa nanao an'izatsy sy zaroa tetsy sy teroa. De hohitan'ingahy fa HANAVY rangahy.
Fehiny : Ts'isy fanafany io fa rangahy ihany no mahalala ny fanafodiny.
BONNE CHANCE
30. ikaretsaka ( 02/04/2004 20:39)
tsy rangahy fa mety ho ramato akoa
31. kitjo ( 03/04/2004 09:30)
aza maimaika hanambady zany aloha ra tsy tena sur e,
sao taitaitra fts d nefa le taloha iany kay no tinao
fa refa tafiditra ao enao tsy tokony hivoka aloha e
alohan miditra no tokony ahemtraka fanontaniana fa tsy refa tafiditra vao oe voay kely njay aloha
32. tequila ( 03/04/2004 12:45)
Zao kosa aloha e , na inona na inona situation misy anao , normal kosa raha manao remise en question ndraindray hoe mba mankaiza zany fiainako izany . Tsy hanasarotana fiainana nefa zany fa mba farafaharatsiny hahitana mazavazava kokoa ny lalana e !

Raha tsy manao afatsy mieritreritra azy enao , fa maninona aloha ny vadinao ao zao ? Hisy chance ve raha hiverina any ?

Sao mantsy dia crise mandalo fotsiny ka hanenenana .
33. ikaretsaka ( 03/04/2004 16:35)
izany mantsy hoa
34. fijo ( 05/04/2004 22:14)
marina izany.jereo daholo izay tsara sy ratsiny vao manao zavatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.817