Michael Jackson
1. jhouhlambout
(
27/03/2004 18:07)
Mba té halala aho hoe firy marina ny opérations(chirurgie esthetiques) nataon'i lery iny e? Sady toa lasa chirurgie Inésthétique lé izy t@ farany!!!
novalian'i ramaso ny 06/04/2004 02:14
3. donemaskit
(
28/03/2004 20:16)
im-7 izy zay no nanamboatra orona. raha ny henoko dia nianjera izy dia vaky ny orony no antony nanaovana ny opération voalohany. Malaza koa fa "big nose" (na zavatra ohatr'zany) no surnom an'leiry taloha
7. rniaina
(
29/03/2004 17:11)
leiry lay tamin'ny 1985, 27 ans no otran'ny tsaratsara... ny sisa mapitahotsa....
8. nananie
(
29/03/2004 18:55)
O rajhoul tena mampitahotsa marina kou! Deinnn! Efa voa ny sainy e!
Nefa dia ratsy anie le izy e!
Sady tsy hitako akory zay mba antony we nanaovan'lery an'ireo opération ireo! Tsy dia ratsy akory anie izy raha nijanona maizina e!Sa aôna houz nareo?
Nefa dia ratsy anie le izy e!
Sady tsy hitako akory zay mba antony we nanaovan'lery an'ireo opération ireo! Tsy dia ratsy akory anie izy raha nijanona maizina e!Sa aôna houz nareo?
9. donemaskit
(
29/03/2004 09:30)
hita retsy ! zao izy sady tsy azo lazaina hoe fotsy, no tsy hita koa zay maha black azy !!!
10. ikaretsaka
(
30/03/2004 14:31)
io no tonga amin'ilay fiteny heo te hipoaka nefa mipoapoa-tay ohatran'ny tsipoapoaka atsipy ao ! WC
11. nananie
(
30/03/2004 19:09)
Mba mahita fiteny kou ty Karetsaka ty hihihi! tsy mba fantatro ndray iny hihihi!
13. hendry
(
05/04/2004 10:56)
Ilay teint aloha aleoko ilay taloha, fa ny orony kosa aleo ilay no-operer-na e! dia aleonareo ve nijery ilay orony taloha toa izay ilay @ zao?
14. jhouhlambout
(
05/04/2004 12:32)
Ka lé oriny amin'izao ary efa lasa ohatran'ny orin'i Pinocchio kou!