Mitovy isika
1. xxx
(
26/03/2004 18:30)
Tao am-pianarana
hoy ity ankizivavy iray : Voanay ny lehilahy fa izahay manana ratsam-batana maro"
"Aiza koa" hoy ilay ankizilahy. "Ka izahay manana nono roa tombony" hoy ilay vavy.
"Ka ny ratsambatana anie azo ahetsika ry kala eh. Ahetseho miakatra sy midina ary ny nonona raha mety" hoy ilay lahy kely. Natao fa tsy nety na dia nitontotontona teo aza. Farany hoy ilay ankizilahy "resinay izany ianareo fa izahay manana ratsana iray afaka mihetsika ambany ambony" Fa tsy nasehony ilay izy

novalian'i booboo ny 02/07/2004 10:47
5. kitjo
(
28/03/2004 17:09)
ihhihiihihi
fa ny anay zany tsy rantsana no ahavoazanay zany fa inona re e,
fa voanay iany nareo na zany aza
fa ny anay zany tsy rantsana no ahavoazanay zany fa inona re e,
fa voanay iany nareo na zany aza
6. psykatr
(
29/03/2004 17:45)
Savez vous conjuguer le verbe SOMDEQUER à haute voix?
Je somedèque
Tu somedèques
Il...
Nous...
Hihihi....
Je somedèque
Tu somedèques
Il...
Nous...
Hihihi....
10. jhouhlambout
(
03/04/2004 08:13)
inona ary izany ooo !! zavatra menamena miodinkodina ????
Valiny : Voatabia mitaingina cheval de bois
Ary zavatra mavomavo mapidi - doza ????
Valiny : Akohokely mitondra bomba
Valiny : Voatabia mitaingina cheval de bois
Ary zavatra mavomavo mapidi - doza ????
Valiny : Akohokely mitondra bomba
12. jhouhlambout
(
03/04/2004 15:30)
Il était une fois un explorateur qui tomba devant un lion. L'explorateur apeuré dit :
- Dieu, faites que ce lion est une pensée Chrétienne.
Et le lion répondit :
- Dieu, bénissez ce repas.
- Dieu, faites que ce lion est une pensée Chrétienne.
Et le lion répondit :
- Dieu, bénissez ce repas.