Ny vehivavy

1. xxx ( 29/03/2004 11:48)
Ahoana no mahatonga ny vehivavy hampifila nefa raha vao voapendy indray mandeha dia mamikitra toy ny dinta?
novalian'i mumu ny 04/06/2004 11:53
2. kitjo ( 29/03/2004 12:49)
ny lehilahy koa hono mampifila ozy ny lhl ato xxx an
matoa enao mahatsapa oe mampifila izy d mitady azy enao zany, koa voapendy aona aza
3. nananie ( 29/03/2004 14:47)
Aiza kosa ry XXXX a! Aza miteniteny fôna fatss!
4. nenitiana ( 29/03/2004 16:20)
Tsy dia hoe mampifila loatra ry xxx ny vehivavy fa jerena tsara aloha ny rano vao irobohana a! ny vehivavy manko rehefa tia dia tia, tsy miankina @ fipendesanao azy no hampiraikitra azy na tsia fa efa tena tia izy e!
ary rehefa tia moa re ny vehivavy dia aza ampijaliana sy hampirafesina a! hanenenanareo lehilahy anie io any aoriana any e!
5. jhouhlambout ( 29/03/2004 16:22)
Zany vé?
6. ikaretsaka ( 29/03/2004 17:12)
dia ahoana ireny vehivavy "fantsakana" na ilay "sipa manidina" mpiovaova bandy be ireny
7. kitjo ( 30/03/2004 18:26)
reny le tsy mampifila fa tonga d raisimpotsiny na izy ndray aza no mikoty beeee iarahan ol mahita

misy maningana fona ange fa ny ankapobeny no resahina
8. ravatorano ( 30/03/2004 12:29)
nenitiana>amin ny ankapobeny dia ny vevavy no tena mahatonga io fampirafesina io fa aza dia apetraka amin ny lehl foana e
mety azo atao hoe marina ihany fa ny kofa dia miodina fa tsy afaka hanao anizany izy raha tsy eo koa ny joba manimba ny sainy.fa raha misy kofa v ka mikoty joba nefa fantatrio joba io fa efa manana sipa na vady le kofa dia mbola sahiny ihany ny mitia azy.
Ny vehivavy marina de mampifila io tokoa ary ;isy mahatsara azy izany satria raha tena fitiavana no tadiavina dia aleo ny arapanahy sy ny aratsaina no mafy fototra alohan ny aranofo
9. xxx ( 30/03/2004 14:06)
Ilay izy koa anie natoraly no mahatonga ny lehilahy hampirafy eh.
Ny an'ny lehilahy dia feno isaky ny 24 ora aorianan'ny fandiovana iray, ary rehefa feno io tsy maintsy ariana satria ny manaraka misesika ihany. Hany ka na tsy mampirafy aza manonofy am-pandriana fotsiny dia miporitsaka ihany iny.
Ny vehivavy indray manao an'androny satria dia 9 andro amin'ny 24 andro ihany izy no tena mila firaisana, satria eo no matoy ny atody.
Raha ara-natiora izany dia tokony hanana vady roa na telo ny lehilahy iray.
10. ikaretsaka ( 30/03/2004 16:30)
mamitabahoaka indray i XXX ary ahoana izany ny an-drey mopre sy ry frera? raha tsy mahita masera?
11. fijo ( 30/03/2004 23:19)
mimasta ny frera ka.
fa tena marina kosa io voalazan'i xx io raha ny tokony ho izy,fa saingy ny fiaraha monina moa tsy manaiky ka dia manjary miafina ilay lehilahy.
12. hery ( 31/03/2004 07:30)
Tsss, rediredin'ny tsy nanao siansa izany an'i xxxxx izany.
Tsy feno izany io na dia tsy manao aza. Lalanan'ny natiora ihany koa izany.
Ny vehivavy koa tsy bitro na kisoa akory ka hoe amin'ny fotoana maha-lonaka azy ihany no liana. Ny olombelona dia afaka misaina ary afaka mandamintsaina. Ny olombelona dia misy fitiavana ka io fitiavana io no mibaiko fa tsy instinct intsony. Mbola rediredin'ny tsy nandalo siansa indray.
13. ravatorano ( 31/03/2004 08:50)
txxxx sy fijo > tsy tohanako le hevitra fa tsy mampino no tsy araky ny nianarako tany ampianarana izany e.Tsisy sn izany hoe feno dia miporitsaka hoa azy na tokony hanariana .Aza mampireseka ry namana ah .Marina ny voalazan i hery fa misaina ny olombelona fa tsy instinct no mibaiko azy.Aminareo zany ry xxx ny jo rehefa lonaka dia mila kofa na dia tsisy fitiavana azany ka tsy dia feno bambino ny tanana.Na koa ny mpanapitsika no maro.
14. kitjo ( 31/03/2004 10:58)
ko raha tsy natao ho fitaovam=pamokarana natoraly fts ny vhv ry xxxxx,ary maahlala iany angaha oe miteny2 fona d tsy miseho?
xxx sy fijo>aza gaga nareo zany ra mitoko any @ sisiny madama na mlle refa oh zay satria mety tsy eo nareo nefa ao anatinle 9andro lazainareo io d mba lasa koa izy???
d hanaiky v??

ko ra tsy biby zay ko oe io ndray fa anatin le 9 andro,fa na andro in na in refa zay d tonga ho azy io
15. pitchou ( 31/03/2004 15:13)
aleo angamba ry namana isany mametraka fanontaniana rehefa tsy fantatra ilay zavatra an!
16. nenitiana ( 31/03/2004 16:46)
ravatorano a! marina fa na samy voasary aza ao ny mamy , ao ny marikivy ,ao koa ny matsatso. Tsy ary hitovy avokoa ny toe-tsain'ny olom-belona , samy manana ny filozofia hitondrany ny fiainany. Misy marina ireo sipa miaraka amin'ny olona efa manana hafa, nefa anie mba hevero koa fa ianareo lehilahy rehefa hikoty vehivavy tsy hilaza mihintsy hoe efa manana fa mila fanampiny e! rehefa tia ka tafiditra ilay sipa vao mety hahafantatra, , dia inona no tokony hataony?
Betsaka ireo sipa miodina araka ny lazainareo, tsy manaja tena ireny, mampalahelo fa mila fitsaboana ara-tsina angamba.
17. fijo ( 01/04/2004 00:23)
marina aloha fa ny vavy rehefa tonga io fotoana io dia mila lahy izy na dia tsy misy tiany aza,fa tsy voatery ahita koa anie.
fa ny lahy kosa dia mila matetika mba hampirindra ny vatany.
18. kitjo ( 01/04/2004 17:08)
ny vatandry mopera reny zany tsy mirindra mitsy?
d aona ny lhl zany na vhv raha misaratoerana @ sipany/vadiny v d tsy maintsy hitady eny an'anona eny?
19. fijo ( 01/04/2004 22:46)
ry mopera anie ka manao sipa e.iza indray no tsy mahalala an'izany ato?
ilay hoe fisarahan toerana indray......avelako samy hamaly ka
20. ravatorano ( 02/04/2004 12:36)
fa raha misara toerana kosa v ny lhl sy ny vhv mpivady io na pisipa dia tsy maintsy hitady ny kofa fa tsy maintsy mihodina kelt hampirindra vatana(fijo) . na ilay vhv tratry ny fotoana lonaka dia hihodian koa handonaka any ho any
Ka tsy revin ny mapnam ve zany ry namana isany o
nenitiana>ekeko amin ny ampahany ihany fa ny zavatra rhtr anie misy ny lojikany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1244