Ny vehivavy

41. rambofrau ( 11/05/2004 19:46)
ilaina ihany ny vehivavy mampifila e,atao inona koa izany vhv mandalo de raikitra izany ? marina koa anefa le hoe rehefa lonaka izahay vhv dia tena mamba be mihintsy, nefa tsy voatery ho izay ihany.
Afaka fehezina ihany koa ny tena eh, tsy voatery hoe rehefa misaratoerana dia tsy maintsy mitady hafa , diso be.
42. fijo ( 11/05/2004 21:50)
ka hiandry fotsiny ve kle?
43. methode ( 12/05/2004 01:04)
Le hoe tsy maintsy mila vehivavy isan'andro aloha toa manakaikikaiky ny biby ka!! Fa ny saina ihany no mitondra an'io fa tsy misy izany feno sy tsy maintsy ariana isan'andro izany e!! Raha izany no marina dia vao feno 16 taona na latsaka ny ankizy dia efa tsy misy virjiny intsony satria tsy maintsy manary ny lehilahy ko!! Hihihi
44. fijo ( 12/05/2004 22:03)
ka azo atao indroa na telo isan kerinandro koa e
45. mumu ( 13/05/2004 11:25)
na+
46. chipie1 ( 14/05/2004 17:41)
mumu: zany an hmmm
47. yonikafopl ( 14/05/2004 20:06)
Izaho aloha dia mandiso tanteraka ilay hoe tsy maintsy mitady ny vhv rehefa lonaka e! ianareo lhl angamba no tsy fantatro nefa misy ihany koa ireo mahafehy ny tenany kou! izaho vhv fa fa hatrizay nandaozan'ilay sipako ahy izay dia tsy nieritreritra izany manao izany aho aloha nefa ny fiainako dia milamina sy mandeha ara-dalana.
48. fijo ( 17/05/2004 22:36)
mumu>tia zavatra an.ih,ih,ih,
yonikafopl>sao voadona kosa ary ny sainao dia tsy te hierika aloha?asa,fanontaniana io fa aza tezitra an
49. mumu ( 18/05/2004 10:48)
fijo: nao nga tsy tia??? hihih
50. randjy ( 18/05/2004 11:22)
ze sahirana de mankaty oo!
de alamina tsara!hihi
51. mumu ( 18/05/2004 11:46)
randjy enao kou nga tia? :)
52. randjy ( 18/05/2004 15:02)
za koa tia anio ka
53. fijo ( 18/05/2004 22:05)
mumu ahoana ny fahitanao ahy,tioa an'io sa tsia?
54. mumu ( 19/05/2004 07:02)
fijo: euhhh tsy fantatro matoa za manontany :)

randjy: mitovy tsika zany lol
55. chipie1 ( 19/05/2004 07:27)
oadray klé!!! hihii
56. mumu ( 19/05/2004 07:31)
chipie1 kou nga tia?
57. fijo ( 19/05/2004 20:06)
midira mambra ny tsaokalentika aby ary e.
58. mumu ( 19/05/2004 20:40)
fijo:aiza misoratra anarana?
59. fijo ( 24/05/2004 23:24)
aty amiko na any amin'ikaretsaka sy kally
60. mumu ( 25/05/2004 08:00)
fijo aleho ary any aminao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2958