Ny vehivavy

21. kitjo ( 03/04/2004 09:05)
zay nge oa ry ravatorano e
oh oe fitaovana fts zany d refa tsy misy dia mandeha mitady aloha fa tsy maintsy ampiasaina,
eo enao tsara tsy enao mitady hafa
22. pitchou ( 03/04/2004 14:38)
d rehefa tsy mahita vhv zany nareo d ... lasa ... pelaka ko inona moa!
izaho tsy mino an'izany hoe tsy maintsy izany ny lhl mba hampirindra ny vatany! lainga izany! fa rehefa te-handeha d mandehana fotsiny fa aza mitady ekisikizy!
23. fijo ( 06/04/2004 23:48)
tsy lehilehy marina mantsy ianao an.ka hafaka manamora io zavatra io.
24. jhouhlambout ( 08/04/2004 07:29)
zay hoa
25. fijo ( 09/04/2004 04:24)
mamela ny hresany fa sipa izy.
26. ralipo ( 10/04/2004 06:13)
Amiko aloha tsy mampifila ilay vhv fa miankina @ fitaizana io, fa raha notezaina t@ "instinct maternel" dia ny fo no mibaiko ny fitiavana ka tahotry ny ho diso fanantenana le izy fa tsy fampifilana.

Normale izy raha mifikitra rehefa avy eo satria resy lahatra izy vao niroboka. Izy no tsy sarotony @ zavtr maha-resy lahatra azy afatsy ny "lâche" irery ihany.
27. booboo ( 10/04/2004 16:09)
Ekenaaaaaa !
28. jhouhlambout ( 10/04/2004 16:19)
zay no maha .............. azy
29. pitchou ( 11/04/2004 08:24)
fijo> afaka milaza an'io aho satria mahafantatra fa mety io! ary gaga aho raha ianao no mandà an'izany, sa mba mody manisy sira ny resaka fotsiny? ohatra fotsiny: tsy pelaka daholo akory ny marins au long cours, izay tsy mahita vhv raha tsy afaka volana maromaro!
Ianao aza no afaka manazava bebe @drizalahy namana ato ny mahamety azy fa mody fanina fotsiny! ratsy fanahy tsy mizara traikefa!
30. kitjo ( 11/04/2004 10:33)
tsy mino anznay kosa aho ry fijo fa raha misaratoerana zany d ho vaky loha eo oe mitady any izy zay,

NNttssss
31. manantsoa ( 12/04/2004 16:27)
Raha fitiavana dia hananan' ny vhv rehetra io .Rehefa tia ry zareo dia tena tia. Ny zava-misy azonareo hamarinina na lavina dia izao: ny vhv no tena mora miodina ... Misy fotoana tsy fantany akory ary tsy ampoiziny fa tonga dia solafaka izy ( raha mifanojo amin' ny lhl mahay mampiresaka indrindra fa olom- patany ). Tsy mielina ao an- tsaina akory hoe diso izy satria ilay fitiavany dia mbola ilay fitiavany taloha ihany .
32. manantsoa ( 12/04/2004 16:29)
Raha fitiavana dia hananan' ny vhv rehetra io .Rehefa tia ry zareo dia tena tia. Ny zava-misy azonareo hamarinina na lavina dia izao: ny vhv no tena mora miodina ... Misy fotoana tsy fantany akory ary tsy ampoiziny fa tonga dia solafaka izy ( raha mifanojo amin' ny lhl mahay mampiresaka indrindra fa olom- patany ). Tsy mielina ao an- tsaina akory hoe diso izy satria ilay fitiavany dia mbola ilay fitiavany taloha ihany .
33. xxx ( 12/04/2004 17:56)
Mba toroy hevitra ary aho fa solafaka taty amiko izy nefa izy tsy tiako hatsipy.
34. ikaretsaka ( 12/04/2004 22:36)
zany hono
35. fijo ( 13/04/2004 23:27)
aza hatsipy izy fa handosiro e
36. mimita ( 22/04/2004 18:23)
o ry reto a!ra za manokana lo d tena fidele fa ra sty we bandy tsy tiko tsony nefa mbola MISIsika ihany!za zao tena tia bandy @zao nefa lery tsy aiko mitsy oe ahona!mba ampio a ry reto hitady hevitra mba ahafantarako oe tia a izy a!
37. fijo ( 22/04/2004 20:28)
rehefa ao antranonao izy dia mody misoloa akanjo eo imasony amin'izay fantany fa mitady azy ianao.
38. mimita ( 23/04/2004 20:36)
aza miteniteny fona enao fa zay ary mbola sty mifampiditra antrano akory!!
39. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:26)
dia mifampidira an-trano ko
40. mimita ( 24/04/2004 13:47)
legoma!!!@ ahon ary!!izy ary vo akamako tsy misy resaka na inona na inona d hifampiditra antrano sahady?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3772