Bandy kamo
![](https://avatar.serasera.org/f0656863439178bd0eb930383500f77a.jpg)
1. ralipo
(
23/03/2004 15:34)
Amin'izao fandrosoan'ny fiaraha-monina izao dia betsaka ny lehilahy no mitety vonikazo fotsiny dia miala!
novalian'i fijo ny 15/04/2004 21:17
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
2. ravatorano
(
23/03/2004 09:11)
toy ny tantely izany !
manapoaka fotsiny zany ry zalah de mipà ! mazava be toy ny masoandro b lohataona izany ry akama ah
manapoaka fotsiny zany ry zalah de mipà ! mazava be toy ny masoandro b lohataona izany ry akama ah
![](https://avatar.serasera.org/8db580c56db65447a0d91bc06f62c66e.jpg)
3. nananie
(
23/03/2004 11:13)
Zay no ma-grave azy satria misy koa sipa lasa manaraka ny ataon-dry zalahy. Hitanareo ve le emission omaly tamin'ny la une? Sipa 23 ans, tsy tia anambady hono izy , fa aleony manao collection fotsiny.Alainy ny mamy ao anatiny dia avy eo ariany.
Ny loza dia izy koa mitady sipa kely ôtr'azyhoa an'ny dadany zay efa 52 ans.
Ny loza dia izy koa mitady sipa kely ôtr'azyhoa an'ny dadany zay efa 52 ans.
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
4. donemaskit
(
23/03/2004 12:14)
efa lasa adala e !!
Ny sipa koa tokony ho mailo ihany, fantatra foana tsinona ny bandy "mpitety". Raha lé tena fetsy bé le bandy dia lé mbola kelikely naïve reny no anantonany.
Ny sipa koa tokony ho mailo ihany, fantatra foana tsinona ny bandy "mpitety". Raha lé tena fetsy bé le bandy dia lé mbola kelikely naïve reny no anantonany.
![](https://avatar.serasera.org/8db580c56db65447a0d91bc06f62c66e.jpg)
5. nananie
(
23/03/2004 15:09)
Donemaskit a! Enao miteny an'izany fa tena misy pro @ reny bandy reny an.Mody potika eo nefa ouay tsisy ilaina azy!
![](https://avatar.serasera.org/f0656863439178bd0eb930383500f77a.jpg)
7. ralipo
(
23/03/2004 18:09)
ramaso> marina ny an'i nananie misy bandy tsy mieritreritra afa tsy io vao mifoha satria mitetika ny hanataka ze azo tatahina rehetra fa tsy te hisasatra io le kofy kamo.
pitchou> tsi
pitchou> tsi
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 24/03/2004 06:09
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
8. fijo
(
24/03/2004 20:40)
zay indray pitchou fa hasiaka.tsy ny rehetra anie io e,ary i nananie aza io milaza fa misy sipa manao toa io ko,ka inona fa dia izay e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 24/03/2004 08:40
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
9. ikaretsaka
(
24/03/2004 09:43)
ka ny fanontanian-dramaso ange tsy misy mamaly e? voa tany ve hono i nananie
![](https://avatar.serasera.org/f0656863439178bd0eb930383500f77a.jpg)
10. ralipo
(
24/03/2004 10:03)
Iza hoy ialaisany ny sipa mbola tsy diso fanantenana raha io resaka fampiesonan'ny bandy io no resahina, satria matetika ny bandy - de 21 ans ela vao afaka mamelona sipa (zany hoe manana kandra milay, fa ny sipa misy ary 20 ans dia efa cadre sup mirongaronga vatana sy saina ts'inona).
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 24/03/2004 10:03
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
12. hendry
(
24/03/2004 15:56)
ralipo>Zaho aloha mbola tsy diso fanantenana e!
Misy ny mpampiesona fa raha ny voalazanao anie dia tsy resaka fampiesonana zany ilay izy fa tsy fahafahana manoatra satria tsisy atokona. Ny fanafodiny ho antsika vhv dia mailo fotsiny araky ny lazain´i donemaskit. Tsy tokony hiahiahy be koa nefa satria misy ihany ny tsara na dia vitsy an´isa aza.:-)

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 25/03/2004 03:56
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
13. fijo
(
25/03/2004 10:44)
marina io voalazan'i hendry io.sady - de 21 ans izany koa anie mbola lalao e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/03/2004 10:44
![](https://avatar.serasera.org/f0656863439178bd0eb930383500f77a.jpg)
15. ralipo
(
25/03/2004 17:39)
hendry> Rehefa tsy mahatanteraka toky nifanomezana ve tsy efa mampiesona ihany e! Fa à 80% resa-bola. 20% ihany ny antony hafa.
fijo> Zany ve nefa ange ny olona taloha (aoka aloha tsy hoentina @ ilay toe-tsaina hoe taloha izany!) 18 19-20 efa mitoko 2 farafahakeliny ny fidiram-bola anefa ataoko fa tsy be làlana ohatra ny amizao fotoana zao.
Fanampiny eo @ 30-40 taona eo efa mahavita trano na kelikely aza
Ny sipa na dia vady atolotra aza ny 75% dia tsy misy ahiahy @ fampirafesana (taux de divorce 5-10%) taona 50 sy 60.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 26/03/2004 05:39
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
16. fijo
(
26/03/2004 09:57)
ralipo an stat taloha io,arytadidio fa ny taloha na miteraka folo any ivelany aza ny lahy dia ao foana ny vavy.amin'izao fotoana izao ny tanora tsy may ny hanambady izany intsony fa ny hikaroka fivelomana aloha.omeo indray ary hoe firy ny tanora manambady -21ans izao?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/03/2004 09:57
![](https://avatar.serasera.org/f0656863439178bd0eb930383500f77a.jpg)
17. ralipo
(
26/03/2004 10:02)
1-5% sisa ny manambady -21ans @ zao e.
1-10% koa ny manana situation stable zany hoe sahaza hamelomana ménage iray.
Jereo rubrique olona taloha
1-10% koa ny manana situation stable zany hoe sahaza hamelomana ménage iray.
Jereo rubrique olona taloha
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralipo ny 26/03/2004 10:02
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
18. xxx
(
27/03/2004 16:49)
tsy azoko hoe inona no idiran ny resaka kamo amin ile hoe mitety voninkazo fotsiny .mba mandreraka koa anie leity io kandra iray io e ,zany hoe raha kofiba kamokamo ohatra andrangahy tsy hahavita an io ,fa mila fahazotoana sy fandavantena toa ny anananay vao mahavita an io .sady mila misaina tsara fa ny jo tsy mora ambakaina intsony.ka aza mifampiantso hoe kamo ry akama fa kandra daholo ny anaran ireo a .na ny manapasaka naiga zany ,tena teratsemboka mihitsy ela vao goaka io,ny rangotra amin izay tsy ferana intsony ,miafy kely ela satria adidy le izy fitiavantanindrazana.na ny mitifitra ny vadin ela rehefa te hihodina izay izy ,zany hoe ny tiako hotenenina de tena mirendre service amina jo letsy zahay a aza mba antsoina hoe kamo fa raha toa an ela daholo ny kof de be ny jo tsy mba nahita na nitsa na nihinana na nitelina sy nikapa izany atao hoe entandra xxxx zany a
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 27/03/2004 16:49