Bandy kamo
21. herrykelly
(
29/03/2004 17:32)
Izaho aloha tsy bandy kamo è ! fa izay sipa te hahita ahy tia andefaso hafatra aho e ! ok. Hitanao fa tena bandy mazoto be ny aty e !
23. ralipo
(
31/03/2004 05:02)
Ny atao hoe "Kamo" araka ny nifidianako ilay loha-teny=Manana fahafahana fa manao andraso andraso lava. Amiko izany tsy misy ny tonga lafatra fa maso-tsokona io ka ny kely ananana no ahiratra. Nefa mazava ny safidin'ny tsirairay ka dia manaja anareo tompoko ô
26. fijo
(
31/03/2004 20:50)
eny e,hevitra ihany koa anie no ilaina eto e.tsy misy hevitra ratsy izany.
27. angie
(
01/04/2004 09:31)
Za ndray tsy kamo fa milaza tsy manam-potoana lava dia hahemotra foana ny rehetra enfin toa tsapako fa kamo ihany aho satria raha tiako iny zavatra iny vitako foana.
32. fijo
(
08/04/2004 23:41)
aleo kely vita tsara sy tamim pitiavana toa izay be tsy andraofana vita ratsy.
33. xxx
(
10/04/2004 09:29)
iza no miteny amindrangahy fa raha be de be no vitanay de hoe tsy misy handraofana .tsy misy ho ariana lty nenay a .
35. ralanz
(
14/04/2004 01:02)
zaho aloha de isan ny bandy kamo ralipo e .zao koa ange leity e ,rehefa tena mieritreritra le responsabilite tsy maintsy horaisin ela aorian ny fanambadiana anie leity ela de tena tonga de valaketraka fotsiny eo ampitoerana eo e .zany hoe tsy maintsy hohadinoina ireo lalao sy fianana efa lasa ,nefa aiza no hahitana hery vaovao hoentina mikasa hanorina ankany mba ho paradisa ?
sarotra le izy aloha fa aza de mitsara be fotsiny fa jerijereo sy alalino tsara ny situation .hanambady de hampijaly zanak olona fotsiny ve sa aleo aloha miandriandry eny foana rehefa tena stable sy tena decide
sarotra le izy aloha fa aza de mitsara be fotsiny fa jerijereo sy alalino tsara ny situation .hanambady de hampijaly zanak olona fotsiny ve sa aleo aloha miandriandry eny foana rehefa tena stable sy tena decide
36. sejianis
(
14/04/2004 14:06)
ka io ange ry ralipo, raha nampoiziko hoe efa nataon'ialahy ato io lohahv io dia tsy nataoko any @ resak'olondehibe intsony e! io ilay fanontaniako ghoe fa mn ny lhl no mila mikaoty foana na efa manana aza
merci e!!!!!!!!!!
merci e!!!!!!!!!!
37. fijo
(
14/04/2004 20:59)
rehefa be loatra ny vita ry xxx tsy sahy manome anarana dia maro ny tsy misy kalite an.ny zavatra bitsy bita tsara sy voakaly ny maro lasa henjik'enjika fotsiny
