hanangana fikambanana ho an'ny izay mitady fitiavana
1. xxx
(
17/03/2004 12:48)
ô ry zalahy mpanoratra mahay ato amin'ny serasera?ity misy kôzy milay, 'ndé hanangana sampana iray vao² zà,ho an' izay mitady sipa.De asiana sokajiny hoe matotra,tsy matotra, manja, ratsi²,bingo,lava-volo,lava tava sns...
novalian'i fijo ny 03/06/2004 22:08
3. xxx
(
17/03/2004 18:28)
de misy hoe zana-javatra kou ve?rah aizay de mety ho tsara.hihihihihihihi:!
11. kitjo
(
23/03/2004 14:37)
dein,any @ tsy izy ty zavatra ty no nande ry Hery fa mba ovao azafady an
12. nananie
(
26/03/2004 13:00)
Ssssss! kitjo kou! De manin moa e!Hita eo ze fandehany dia avy eo amizay esorina raha ohatra ka ratsy!
