ny fanahy sa ny bika aman'endrika????
1. bedard
(
15/03/2004 17:36)
nanao these ny namako mianatra sociologie sy psycho iray zay ka izao ny nivoitra tao:
-tsy maharitra lotra ny fitiavana na fifandraisana niompana lotra tamin'ny bika.
-somary ela vao raikitra ny miopana amin'ny fahany sy toetra, saingy maharitra ela be avy eo, fa mahasedra zavatra maro
-ny ankamaraoan'ireo olona tokana irery de ny manome lanja be lotra ny resaka bika aman'endrika, na koa ireo tara vao tonga sana fa ny fanahy no tena izy
-ary ny olona tsara tarehy tsy voatery ho tsara fanahy, na koa na tsara fanahy aza de voasarika lotra hanome lanja kokoa ny "hatsarany" ka manadino ny "fanahiny"
-ary ny olona tsy de manana bika aman'endrika, indraindray mameno ny banga amin'ny fanehoana fanahy sy toetra tsara, na lasa mitokamonina (zany hoe tsy misokatra amin'ny ivelany)...
samia mifidy....

novalian'i fijo ny 30/06/2004 22:20
2. cathy
(
15/03/2004 17:56)
Izy roa mitambatra ngah tsy mety?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/cathy ny 16/03/2004 05:56
3. aladin
(
16/03/2004 14:00)
misy² ihany kou.'zah manana 'zany hoe tsy mola mifidy tsony aho.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/aladin ny 16/03/2004 14:00
4. kitjo
(
16/03/2004 17:37)
raha ny zava-misy aloha d matetim-pitranga le theorie io e
aleo rangah le tsara fanahy d5/6 @ le bika aman'endrika fa azo amboarina io an,

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 16/03/2004 17:37
5. bice
(
16/03/2004 19:59)
raha mahita an`izy roa klou de takaro ny lanitra de tano mafy e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 16/03/2004 19:59
6. tia_ery
(
16/03/2004 20:06)
Tsy fantatro hoe hatraiza no nanamarihana an'izany na koa ny nahazoana ny antontan'isa. Eto mantsy dia miainga amin'ny fanadihadiana isika. Somary miditra antontan'isa kely dia miteny ''population'' dia azo hitarafana ny hoe ''mode de vie'' sy ny ''style de vie''-n'ny tsirairay.
Sarotra ny hamaritra ny hoe NY OLONA TSARA TAREHY dia MATETIKA RATSY FANAHY na ny RATSY TAREHY dia TSARA FANAHY. manjary mametraka an'ilay théorie de complémentarité isika ka zry milaza fa fifamenon'ny tsara sy ratsy izany ka mandrafitra toetran'olona iray.
Amiko misy lafim-pitaizana goavana ao anatin'io. Misy olona Ratsy tarehy ary manahaka an'izay koa ny toetrany.
Fa mbola tsy nisy namaritra aloha hatramin'izao hoe rehefa inona no tena atao hoe tsara tarehy. Rehefa manintona ny maro ve ? rehefa manaitaitra ve sa rehefa amin'ny lafiny inona. Somary sintoniko kely ianareo haka sary antsaina an'ireny vehivavy manao Mannequin na ireny manao défilé de mode ireny na koa ireny mifaninana amin'ireny MISS ireny ....... ilay ''échelle de valeur'' hametrahana an'ilay hoe tsara tarehy mihintsy no mila hiadihan-kevitra alohan'ny hametrahana an'izany hoe ny FANAHY sa ny BIKA AMAN-ENDRIKA.
Ny FANAHY mantsy rehefa somary antra olona na somary tia mifandray aman'olona na somary ilay manana fo antra sy tia manampy ny hafa dia toa heverintsika fa tsara fanahy avy hatrany. Fa izay marina ve ?
Ny tsy azo lavina aloha dia ny endrika ety ivelany no manintona avy hatrany ho an'ny olona anankiray. Ilay endrika ety ivelany tiana lazaina fotsiny dia tafiditra ao daholo hatramin'ny fomba fitafy, ny fomba fihaingo ary ny fomba famindra sns ...
Sôtra ê!

7. bedard
(
16/03/2004 20:42)
ka ny base nanaovana lé fanadihadina zany hono dé nomena fanontaniana ny olona ka miatomboka amin'ny hoé "hitanao tsara ianao sa ratsy", dé avy eo mitohy amin'ny fanontaniana marobé ahafahana mamaritra hoé ny fanahy sa ny bika aman'endrika no tena mibahana amin'ity olona iray ity...
zany hoé vao mamaly amin'ny voalohany lé olona de izy ihany no mikilasy azy ao anatin'ny "tsara" na ny "ratsy", de ny fanintaniana manaraka rehetra eo ambany zany no hanohizana ny fanadihadina, sy anakarana zay mety hoé "fanahiny" sy toetrany, sy ny fomba fifandraisany amin'ny manodidina.
fa tsy hoe akory jerena le olona de kilasina hoé "tsara" na ratsy" (selon bika sy endrika).
raha za manokana aloa de rehefa itako tsara toetra sy fanahy ny olona iray de lasa "tsara" ho azy ny endriny é!. sa ahoana hoy nareo???

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bedard ny 16/03/2004 20:42
8. tequila
(
16/03/2004 19:23)
Tsy tsinin'ny tsara tarehy ny mahatsara azy , ka dia ho sokajiana ratsy toetra . Toy izay koa ny mifanohitra , ary tena misy ny ratsy toetra ka manahaka ny endriny .
Ny olona mifanintona matetika misy toetra hitoviany , ary ndraindray aza toa hitanao toy ny mpianadahy indray ny mpivady fa toa mitovy loatra . Ka samy manana ny tsara sy ny ratsiny zany e , ny tsara fanahy amiko tsy hitovy amin'ny anao ( raha tsy hoe enao ngah lay tandrifiko hi hi... sangy an!)

9. fijo
(
17/03/2004 10:43)
za aloha hendry fa tsy haiko na tsara na ratsy e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/03/2004 10:43
10. six
(
17/03/2004 17:45)
ie, fa misy nge le hoe samy manana ny tsara aminy io!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 17/03/2004 17:45
11. lema
(
17/03/2004 10:13)
mitovy ny any ampianarana io ry bedard a!ssamy manana ny tadiaviny ny olona tsirairay avy.ary mitovy ny fikotina noty any ampianarana ihany kou atambatambatra eo dé atao ny division rehefa avy eo rahaoatra zao karatsy tarehy nefa tena tsar toetra dé 10sur 20 zany lol
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 17/03/2004 22:13
12. rasta
(
17/03/2004 10:13)
Ny ahy aloha dia izao e. Ny endrika aloha no hitanao voalohany ary izay no mahasarika anao amin'ny olona iray. Manaraka izay vao ilay lazaina fa toetra na fanahy. Zavatra tsy dia miara-dalana loatra ireo saingy azo amboarina tsara ny fiarahany. Ny zavatra mateti-pitranga dia ny olona iray mihevitra azy ho tsara dia matetika no manana toetra hafa izay heverin'ny sasany fa ratsy. Nefa ny olona iray dia tsy afaka mitsara ny endriny ivelany ho tsara fa ny manodidina azy no afaka manao izany.
Raha ny valiteny omeko dia izy roa miaraka no tena tsara.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/rasta ny 17/03/2004 22:13
13. kitjo
(
17/03/2004 11:14)
ts marina alou le an rasta oe ny endrika no hita voalohany e,za vavolombelona,hhmmm
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 17/03/2004 23:14
14. aladin
(
17/03/2004 17:43)
'ze misafidy ny ratsy tare nefa tsara toetra an de ampanaovy masque an'ireny miss milae be reny izy!hihihihihihihi!
vazivazy ihany izany fa aza adino le hoe 'zay tiana mitombo tarehy e!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/aladin ny 18/03/2004 05:43
16. fijo
(
18/03/2004 10:03)
kitjo>marina kosa fa ny tarehy aloha no misarika voalohany.dia rehefa mpifanerasera eny dia hita amin'izay ny fanahy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/03/2004 10:03
17. kitjo
(
18/03/2004 13:31)
tena seireux zany ry fijo an, fa hmmm,personnel koa ngamba e,tsy theorie aloha fa zavamisy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 18/03/2004 13:31
19. bice
(
18/03/2004 19:09)
tsy maintsy ny bika sy ny tarehy kosa alou d avy eo vo ny any anatiny e
io le we ny fononny de avy eo ny ao anatiny e

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 18/03/2004 19:09
20. bice
(
18/03/2004 19:12)
nefa kou am`zao mety hifamadika an
taloha hono asorina ny fonony vo hita ny entana, fa zao sokafana ny entana vo hita we misy fonony ihany ao

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bice ny 18/03/2004 19:12