ny fanahy sa ny bika aman'endrika????
21. fijo
(
19/03/2004 09:16)
ika>ny andramaso anie ka tsy maheno fa mijery fotsiny e.ih,ih,ih
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/03/2004 09:16
22. kitjo
(
19/03/2004 16:39)
k efa oe zany fa nareo ko,toa efa mitsambadika dol ny fiainana,ihhiihi
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 20/03/2004 04:39
23. fijo
(
26/03/2004 11:06)
andao ary hanao tsingolibatita dia milamina io e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/03/2004 11:06
24. kitjo
(
26/03/2004 19:57)
ny anay efa voalamina ko,hihiihhii
asa tsongolohina zany na misy manao chute b aza,ihihihhi
asa tsongolohina zany na misy manao chute b aza,ihihihhi
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 26/03/2004 19:57
25. xxx
(
26/03/2004 18:21)
Bika amam-panahy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 27/03/2004 06:21
26. donemaskit
(
27/03/2004 10:49)
nga nefa ny sipa na tsisy jerena mints nefa tsara toetra be na tsara bika be nefa ratsy loha daholo ? Eo anelanelany no betsaka
27. ikaretsaka
(
27/03/2004 18:29)
ka ny terehy ratsy anie azo ovaina hono @ izao fotoana izoa fa ny toetra ratsy no...
28. donemaskit
(
28/03/2004 11:37)
mety miova daholo ka, ny toetra fotsiny tsy handaniam-bola be loatra
29. xxx
(
29/03/2004 11:44)
Manao ohatran'i Jacks dia lasa manja. Ny Rajako aza izao manjary Jonhy haliday rhefa ao amin'ny extreme makeover
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 29/03/2004 11:44
31. xxx
(
31/03/2004 11:53)
aza mba mihatsaravelatsy hoa, eo dia milaza fa fanahy daholo, nefa vao mahita sipa manja tsy maray lamba!, izany hoe ny bika alo izany vao mamantatra ny ambiny avy eo dia hita eo ndray ny htohiny na ho lasa lavitra na tsia
32. kitjo
(
31/03/2004 12:29)
aza mitonon-tena na amano xxxxx aza e
ny anao zany fa enao ko ange znay ra nitonona anarana d nihatsara velatsihy e, manin miafina
ce ke j'aime-nay iany io e,ny anay toetra no important,zany tsy midika oe tsy mijery bika
ny anao zany fa enao ko ange znay ra nitonona anarana d nihatsara velatsihy e, manin miafina
ce ke j'aime-nay iany io e,ny anay toetra no important,zany tsy midika oe tsy mijery bika
38. rindranavalona
(
15/04/2004 11:41)
Fa izao aloha:
Voalaza hono fa ny babakoto no ratsy tarehy indrindra amin'ny biby, ary ny saka no tsara indrindra.
Dia sahala amin'izao no tantara (angano) :
Samy tian'ny tompony izy roa ireo tamin'ny voalohany, fa taty aoriana rehefa fantatry ny tompony fa :
Mpangala-pihinana ilay saka, dia noroahiny, sady narahany daka.
Ilay babakoto kosa nanao izay, sitra-pon'ny tompony, nahay nampifaly azy, nampiasa ny fahaizany mba hanintonany ny fon'ny tompony (manao fampisehoana cirque foana mantsy ry zareo), ka nomen'ny tompony sitraka ka nahazo safosafo foana.
Amin'ny fiainanana an-davan'andro dia tokony ho toa izay ihany koa no ataon'olona izay hitady ny tiany. Aza variana @ hatsaran-tarehy, fa mety ho olona ... Ny fanahiny aloha jerena sao dia hanenina. Raha sendra ny tsara tarehy mantsy, metyy ho takona ny maso, ka rehefa vita ilay mariazy, vao tsapa hoe: tahak'izay ihany i Kalab...(bozy).
Tsy midika izany fa ratsy daholo ny tsara an! Fa mba mailo.

40. aloesy
(
30/06/2004 20:15)
hainao ve le tononkira iray hoe" tsy hoe tiko izy ka nofidiko,fa nofidiko izy ka tiko " zany hoe misy antony manokana ifidianana an´izay olona tena tianao.raha safidy matotra io tsy handany andro hitady ny hoe iza no tsara tarehy sy tsara bika fa refa mahatsapa hoe ao amin´ity olona ty misy toetra sy hatsaram-panahy tena manitona ahy ka ankafiziko, ary mety hitovy tadindokanga amiko,de zay no zava-dehibe.
heveriko fa zay no antony nahatonga ny RAD taloha nanao an´ilay hoe fifampizahan-toetra alohan´ny fanambadiana.
tsy azo atao ny mitsaratsara olona ivelany fa ilaina ny manatona sy mifampiresaka raha azo atao satria ny Fitiavana na ny fifidianana izay ho andefimandry tsy azo ankinina amin´ny sary ndray mipika.
Fa ho ahy ,aleoko tsara fanahy ratsy bika toy izay tsara tarehy fa manao toetran´..... arak´ilay hiran´i Samoela ê !