Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx ( 06/03/2004 14:03)
diso
marina fa olombelona sahala @ rehetra ihany ny dokotera ka mety ho diso, saingy misahana aina ny asany. Efa in-2 aho no sendran'ny dokotera diso diagnostic ka ny 1 t@ ireo dia niafara t@ fandidiana sa... suite
répondu par pitchou le 22/03/2004 18:48
xxx ( 05/03/2004 18:59)
Mba omeo ny anjarany ny tantsaha
Ho an'ireo mitonona ho mpiaro ny tontolo iainana. Tsara sy miloko raha ny tatitra efa vita, tena mifanaraka tamin'ny vola lany. Saingy mbola mavo ary miha mavo ny ranon'i Ikopa. Ny tantsaha tratry n... suite
répondu par tsilan le 20/04/2004 15:44
nananie ( 05/03/2004 18:47)
Bandy malemilemy...
Ahoana no fahitan'areo an'ireny bandy malemilemy ireny e?Tsy mba mavitribitrika rehefa miharaka amin'ny sipany, fa malazolazo hafahafa ( na @ fomba firesaka, na @ pôzy).Ianao vehivavy indray no tsy... suite
répondu par fijo le 31/03/2004 21:30
xxx ( 05/03/2004 18:26)
Sur'eau
Asa leiretsy, fa dia tena dradraina fatratra mihintsy ny hoe antapitrisany litatra ny siro lany. Ny tena mba somary mampalahelo anefa dia ny olona an-drenivohitra izay misotro rano avy amin'ny JIRAMA ... suite
répondu par sejianis le 13/04/2004 15:45
hendry ( 05/03/2004 17:03)
firenena mandroso tsy ampy fitiavana
Toa hita taratra eny @ fiainan´ny olona miaina ao anaty firenena mandroso ny tsy fahampiam-pitiavana. Ny ao an-trano tsisy firaisam-po, ny manodidina toy ny tsy misy fa dia lasa sahala @ machine ny... suite
répondu par kitjo le 13/03/2004 12:38
hendry ( 05/03/2004 17:01)
matin´ny haingo?
Niady izy sy ny cousine-ny fa nangalarin´ilay cousine-ny hono ny firavaka sy akanjony vitsivitsy raha sendra nandalo namangy tao aminy ilay cousine-ny. Dia efa tena matin´ny haingo ve lasa manao mp... suite
répondu par fijo le 30/03/2004 20:42
hendry ( 05/03/2004 16:57)
vohoka tsy fantatra
Vao tsy ela akory nandeha t@ fandaharana t@ télé fa teo @ hafa-8 volany vao nahalala ilay vhv fa bevohoka izy. Nandeha ara-dalàna ny fotoanany (règle) nandritr´izay valo volana zay ary nilaza izy... suite
répondu par mumu le 03/05/2004 17:34
hendry ( 05/03/2004 16:54)
vhv tsiriritin´ny lhl
Ny ankamaroan´ny lhl dia mitsiriritra vhv kelikely ( antonony), lava volo, mahakarakara vatana, nahita fianarana... Marina ve zany?... suite
répondu par fijo le 03/05/2004 21:47
hendry ( 05/03/2004 16:51)
lhl tsiriritin´ny vhv
Mandainga kosa aloha zay milaza hoe:" ny ahy ny toetrany ihany fa tsy mijery tarehy amam-bika ..." Ny zavatra tsapa manko @ ankapobeny na vhv gasy na vazaha dia mitsiriritra ny lhl lava vaventy toa a... suite
répondu par fijo le 20/04/2004 22:28
isrine ( 05/03/2004 09:34)
amaroli na urinothérapie
Ialana tsiny @ izay olona mora rikoriko an. Ahoana ny hevitsika @ izy io?... suite
répondu par fraulo le 27/07/2004 11:00
tambatra ( 04/03/2004 20:45)
Avia ry mpinu
Mba hazavazavao kely hoe:izany fanahy izany ry mpinu o!... suite
répondu par fijo le 11/03/2004 12:35
xxx ( 04/03/2004 16:17)
Avaka
Rahoviana no hiaraka eh ? Eto Eropa, frantsa indrindra indrindra, dia misy ny fanondrona ny hoe gasy vao tonga. Ary dia andosirana mihintsy sao mitady trano. Ny olona avy ao Antananarivo indrindra in... suite
répondu par booboo le 07/05/2004 15:29
xxx ( 04/03/2004 15:38)
Ahoana ireto mariazin'ny mitovy tavo ireto
Ahoana no mba hevitrareo mikasika ny fanambadian'ireto mitovy tavo ireto? Ohatran'ny madiso ny Zanahary nanao ny tavo ho tsy mitovy eo amin'ny lahy sy ny vavy ny fankatovana ny raharaha ara-panjakana... suite
répondu par rivorijasoa le 20/07/2004 07:09
xxx ( 04/03/2004 13:12)
Rahoviana
Rahoviana ny teratany Malagasy monina aty ivelany no hitambatra hanangana zavatra maharitra amin'ny toerana iray any Madagasikara ho fanehoana ny fandraisana anjara amin'ny fampandrosoana. Toa ny resa... suite
répondu par booboo le 02/07/2004 12:21
tia_ery ( 04/03/2004 12:32)
Le MARKETING DE L'EVANGILE
Eto aloha dia hihezaka ny tsy hilaza firy ny tenanay fa manantena sy miandry ny valin-teny avy any amin'ny tsirairay. Sôtra eh!... suite
répondu par librepenseur le 18/03/2004 20:14
xxx ( 04/03/2004 12:31)
Samy tia
Samy efa manambady izahay kanefa samy raiki-pitia ihany koa. Te hiala kanefa efa tafiditra lalina. Tsy hita izay atao, lasa fijaliana indray ilay fitiavana satria te hifankahita foana kanefa tsy afa-m... suite
répondu par fijo le 22/04/2004 20:38
camkz ( 03/03/2004 16:40)
manao politika ve ny FFKM ?
Hatraiza no azon'ny fivavahana hidirana eo @ fiainana ara-piarahamonina ? ... suite
répondu par jhouhlambout le 14/03/2004 11:47
tenio ( 03/03/2004 14:47)
taranak'andriana sy andevo hono ka tsy mahazo mivady
Gaga angamba ianareo nefa mbola misy izany. Ry zareo andriana hono ka tsy afaka miaraka izahay fa izhay hono taran'andevo. N'importe quoi mihintsy hoy aho, maharikoriko. ... suite
répondu par alexis16 le 20/12/2016 09:58
tenio ( 03/03/2004 14:41)
iza no nilaza izao?
"Izaho tsy manana programo, ny vahoaka no programma-ko"... suite
tia_ery ( 03/03/2004 12:21)
Tsy tsara raha irery ralehilahy ka dia .....
Fehezan-teny iray maro mpampiasa nefa toa tsy dia manandanja firy loatra eo amin'ny fiainan'ny tsirairay. Misy ihany angamba ny lasa saina sy toa nieritreritra nefa mba firy moa no nihevitra sy nid... suite
répondu par ramaso le 05/04/2004 05:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7853