Rahoviana

1. xxx ( 04/03/2004 13:12)
Rahoviana ny teratany Malagasy monina aty ivelany no hitambatra hanangana zavatra maharitra amin'ny toerana iray any Madagasikara ho fanehoana ny fandraisana anjara amin'ny fampandrosoana. Toa ny resaka foana no mipoapoaka eto. Ny tena finiavana no ilaina.
novalian'i booboo ny 02/07/2004 12:21
2. psykatr ( 05/03/2004 10:43)
rehefa maniry nify ny akoho
3. xxx ( 05/03/2004 18:52)
Aoka izay angamba, efa ampy ny anjaranareo amin'ny fanambakana ny vahoaka mikasika ity tontolo iainana ity. Ny vola lany efa an'arivorivony tapitrisa, saingy mbola mavo ny ranon'i Ikopa. Ny tantsaha tsy avelanareo mihaza ny gidro raha noana tsy ampy sakafo. Ny vahoaka voarara tsy handalo ny ala arovanareo. Ianareo anefa nahazo vola be tany an-dafy dia manondrana gidro, bibilava sy ny karazan-kazo an'alintrisa. Mba omeo amin'izay ny anjaran'ny tantsaha eh. Toa ataonareo fitaovana fotsiny izy ireo mantsy.
Raha ny tatitra vita dia tsara sy miloko saingy ny eny antsaha dia mbola fotaka. Atao fitaovana alaina sary ny tantsaha mba hadera amin'ny fitadiavam-bola. Saingy na ilay nalaina sary aza tsy mba afaka nijery ny sariny akory.
4. fijo ( 12/03/2004 12:10)
koa aty aza mbola maro no mijaly ko hiandry inona eo.
5. ramoul ( 05/04/2004 14:40)
Tsy voatery izahay aty velany no ha,drasanareo fa ianareo koa mba tokony hifanampy.
6. booboo ( 02/07/2004 12:21)
mila finiavana sy fikirizana ary faharetana vĂ´ tonga @ ilay tanjona napetr'i xxxxxxx raha amiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1406