Bandy malemilemy...

1. nananie ( 05/03/2004 18:47)
Ahoana no fahitan'areo an'ireny bandy malemilemy ireny e?Tsy mba mavitribitrika rehefa miharaka amin'ny sipany, fa malazolazo hafahafa ( na @ fomba firesaka, na @ pôzy).Ianao vehivavy indray no tsy maintsy manisy piment ao @ le couple.Ra za manokana aloha aleoko lavitra ireny bandy somary brutal ireny.Viril kokoa izy amizay, dia mba tsara ny ambiance rehefa miharaka aminy:- )!!!
novalian'i fijo ny 31/03/2004 21:30
2. six ( 05/03/2004 19:15)
mety tsy mahazo fafiny izy angamba d ataony z tsy isian'ny ambiance mba ialana,na koa efa izay mihintsy ny toetrany d tsy hainy manova azy
afaka anontaniana koa izy hoe fa aoana ianao ty e?
raha mamaly moa izy ho za zany mintsy d izay zany, fa raha tsy izay d tsy ao tsara izy zany, tsy mahita fiany
3. bice ( 05/03/2004 19:27)
Mety ataonareo hanim-bo hita kou nge le izy de reraka mafy razoky e

refa sendra sipa misy biby nge de ny aina no mateza sy tohany tsara fa tsisy miala io ra tsy ritra ny rano
4. six ( 05/03/2004 19:40)
ie raha izay lazain'i bice zay kosa alou no tena henjana e, le misy foza mou? sa ve tsy izay le izy
5. psykatr ( 05/03/2004 10:39)
malemy izy satria reraka
6. xxx ( 05/03/2004 11:20)
Rehefa misy bandy malemilemy ireny na fihetsika na fiteny de ampanaovy "jupe" izy de fantany ny toerana misy azy amin'izay. Rehefa bandy de tokony hampiseho fihetsika henjakenjan'e !
Sa ts'zany
7. samoina ( 05/03/2004 12:23)
mety mody malemilemy miaraka @ fanaka malemilemy.Raha sendra an'i nananie anefa izy tsy hay mety havitribitrika be tsy ho arak'i nananie eo indray. Aza tsaraina loatra izy fa mitsofoa ahita e !
8. six ( 05/03/2004 13:08)
marina zany
9. ngama ( 05/03/2004 13:44)
sao de sendra ny henjana eo tokoa ry nananie vao handefa sujet hafa indray hoe bandy mampijaly a! Hano izay hita fa ny anjara mila vintana :D
10. nananie ( 05/03/2004 14:06)
Ka efa teo ange ry Ngama no niala e! Fa na izany aza dia tsy mba misy ny eo an-tenantenany ve?
11. ikaretsaka ( 05/03/2004 14:09)
ka ilay antenantenany aminao manalasala ko
12. nananie ( 05/03/2004 14:27)
Fa naôna?
13. six ( 06/03/2004 18:41)
ka enao nge zany tsy hita mintsy ze tena tina o e!
14. kitjo ( 06/03/2004 10:04)
aro malemileeemy,asaivo mamaly Jaojoby,hihihi
15. pitchou ( 06/03/2004 14:29)
fa misy kosa aloha malemilemy fihetsika no fijery azy fa tena mahavita an!
16. bice ( 08/03/2004 20:57)
NY fehim-barika nge ry zalahy azo aholana fa mahavita b e

Matoa izy zay malemy d misy hozatra iangonan`ny fihenjananany any miafina any
17. bice ( 08/03/2004 20:58)
Na koa mody malemy izy fa tonga d dimy tsy miala otran`ny manao basket
18. xxx ( 08/03/2004 13:02)
salama daholo e!

matoa marina izy malemilemy reraka izy izay na manana probleme eo @ fiainanny e!
manaraka izany mety manao calcul be ahazahony ilay sipa etc...

Ny tena marina raha tsy toe batany io dia mahery manao rapport sexuel e! be ny vita


fa za aloha afaka miaraka @ nanania e! sady antonontonony tsara! fa izao e! fa in aloha no malemilemy e!

fa raha ny fika asaivo mihionanana cola izy e!

bye
19. ikaretsaka ( 08/03/2004 17:31)
hihihi
20. jhouhlambout ( 08/03/2004 18:23)
Manao sport fotsiny izy dia sitrana!
Ikaretsaka ny entraineur!(héhéhé)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1534