Bandy malemilemy...
21. ikaretsaka
(
08/03/2004 18:35)
tsy ny anay baolina ny ampidirinay ao anaty lavaka fa aza ratsy saina eo ry jhoul an
22. fijo
(
09/03/2004 10:06)
ka ampanaovy sport izy ry sipa isany o,ianareo koa ani etsy hay intsony izay tena tianareo e.rehefa sendra ny henjana,"mijaly izahay e,inona e"sendra ny mora:"malemy e,tsy mahavita azy e",inona ihany ary .
23. jhouhlambout
(
09/03/2004 19:15)
ikaretsaka> Tsy misy hvtr ambadika mihintsy izany, rehefa malemy dia zarina hietsiketsika mba tsy halemy be loatra, oh: manao basket!
26. kitjo
(
10/03/2004 12:07)
ihhiihhiihihhihi
ataovy tsara le sport fa tsy mijanona ary refa adversaire vendrana
ataovy tsara le sport fa tsy mijanona ary refa adversaire vendrana
30. fijo
(
12/03/2004 09:58)
ie,na ping.
kitjo kosa wa dia manadrantsira aty foana e.ho bedy anie ianao e.
kitjo kosa wa dia manadrantsira aty foana e.ho bedy anie ianao e.
34. kitjo
(
19/03/2004 18:04)
iza koa ary io mitsatsaingoka manao confirmation gratuite io,
fijo ange no ho bedin le tokony hibedy anah e
fijo ange no ho bedin le tokony hibedy anah e
35. xxx
(
22/03/2004 20:56)
Izany no tsy nampitovy ahy amin alika,izy rehefa te hanao taitaitra be mihitsy e
Za nefa mahazo Marimpahakasitrahana foana rehefa misy action satria za romantic be.
Za nefa mahazo Marimpahakasitrahana foana rehefa misy action satria za romantic be.
37. fijo
(
24/03/2004 10:41)
izany x izany olona malemy tsy sahy miseho vahoaka e.
ramaso>tsy maharaka indray an.hm
ramaso>tsy maharaka indray an.hm
38. xxx
(
24/03/2004 18:52)
Zany ve leity e?
Za ko nefa tsy mila dokafana izany raha ato....
Sady tsy mila doka ato koa aho....
Izany hoe mba mitsofotsofoka ato fotsiny zany ny tenako....
Sa tsy tianareo mitsam mihitsy ve ilay romantic e?
lazao ny marina fa sao dia pelaka ilahisany....?

39. hendry
(
24/03/2004 16:46)
Ianaro hono ry lhl isany ny romantisme“n“i xxx raha te hahazo fankasitrahana koa nareo rehefa misy action a!
40. fijo
(
25/03/2004 11:40)
raha x no hianarana aleoko manao math sy fizika.fa tsy izay tsy sahy maneho ny anarany.