Bandy malemilemy...
44. xxx
(
25/03/2004 14:49)
Rehefa malemilemy dia malemilemy rehefa taitaitra dia taitatra,Pub fotsiny no atao tsy ho ana ilay Pub fa ho an i Bandy malemilemy tsy ankanavaka.
Fa ataon i fijo inona aloha ny anarako?,hanoratana ve?sa atao inona?
Fa ataon i fijo inona aloha ny anarako?,hanoratana ve?sa atao inona?
45. ralipo
(
25/03/2004 18:45)
nananie ohatra ny mampihenjana ny ady hevitra entre bandy ity sujet ty ka averiko ao anaty laza-adina ny resaka.
Malemilemy fihetsika + malamilemy paika = Tsy ampy "inspiration" (izay ny makalao anao amin'izy ireny fa tsy tonga dia ny extrême no milay fa:
Malemy fihetsika = Tendre attentioné.
Malamilemy = Calme na bokonozatra io na salany (tsy atahorana hilako rehefa tezitra)

46. xxx
(
26/03/2004 20:52)
Tsy milay zany olona taitaitra izany(tsy inteligent)zany,Calme ihany no milay,
Alaivo sary ant-tsaina hoe:Misy zavatra ratsy nanaitra avy any,
Iza no miparitaka voaloha eo?
Ilay taitaitra sa ilay malemilemy?
Alaivo sary ant-tsaina hoe:Misy zavatra ratsy nanaitra avy any,
Iza no miparitaka voaloha eo?
Ilay taitaitra sa ilay malemilemy?
47. xxx
(
26/03/2004 20:57)
Ary ary am resadehilahy manohy azy fa sao lazain i Malagasy fa pelaka eo.
50. fijo
(
26/03/2004 10:43)
xxx> tsy hitanao hoe ratsy izany hoe ny olona miresaka rehetra tsy misy miafina ,ianao irery no misitrika toa avy nangalatra?samy hevitra no havoaka eto,ka tsy hitako izay tokony hiafenana.vehivavy aza ireo sahy mampiseo ny PS ny
52. kitjo
(
26/03/2004 09:33)
k oe tsra hono ny azy ry fijo d sao ifandrombahan sipa eo ngamba izy an,hihihi
fa mampiresaka fts xxxxxx d manao ninja sa bedin Mlle?
fa mampiresaka fts xxxxxx d manao ninja sa bedin Mlle?