lhl tsiriritin´ny vhv

1. hendry ( 05/03/2004 16:51)
Mandainga kosa aloha zay milaza hoe:" ny ahy ny toetrany ihany fa tsy mijery tarehy amam-bika ..."
Ny zavatra tsapa manko @ ankapobeny na vhv gasy na vazaha dia mitsiriritra ny lhl lava vaventy toa an-dry Jean Marc (garde de corps´ny) daholo. Zany hoe ilay mba lavalava sy misimisy nofo ireny ary mba misy charme kely.
novalian'i fijo ny 20/04/2004 22:28
2. hendry ( 05/03/2004 16:52)
Ny mahagaga nefa dia mbola manana ny anjarany foana ny fohy sy ny kely..
Nofinofy fotsiny ve zany ny antsika vhv @ zay tokony ho
"homme idéal" ? sa tsy anjara ilay niriana?
3. ikaretsaka ( 05/03/2004 17:27)
lava vaventy? izany ve ny homme idea? ary laha lava loatra sy vaventy loatra?
4. donemaskit ( 06/03/2004 10:14)
ohatran'i Shaq ohatra : 2m16 pr 152kg ??
5. tequila ( 06/03/2004 13:07)
Nareo koa vao resahina zavatra dia mi-exagérer .
Nenah aloha na tsy Jean Marc aza dia efa mahafaly , fa raha lucky luke kosa aloha sarotra ihany hi hi . Fa misy tia an'ireny tokoa ka , zany hoe na izany aza mety manantena ihany izy hoe hitombo kely ihany rehefa mandeha ny taona e.

Tous les goûts sont dans la nature!
6. pitchou ( 06/03/2004 17:19)
fohy sy manify angaha done sy karetsaka no toa sahiran-tsaina? marina mihitsy ny tenin'i hendry fa ny ankamaroan'ny vehivavy lehilahy misy bikany, nofosana no tiany! hita hoe sportif!
aiza kosa ry tequila hoe mba hitombo any aorina? ireny somary tahon-kofafa ireny anga na hitombo aza tsy ho nofosana fa hatavy kibotaina fotsiny e!
7. six ( 06/03/2004 18:36)
fa le lava mahia koa anie mahavita e!!!!!!
8. hendry ( 06/03/2004 19:35)
Mahavita inona moa zany ry six?
Tsy haiko aloha zay capacité´ny tsi-1 fa physique aloha zao no resaka.
9. kitjo ( 06/03/2004 10:06)
d aona ry tequila ka ra ao @ le tena ilainao azy mitsy v le sipanao d narary lasa mahia kely d sarahinao amzay??
10. nananie ( 06/03/2004 10:25)
Asaina manao régime mampatavy kely indray lery kou!Sa ahoana ry tequila?
Ny ahy aloha dia ireny lehilahy lava sy nofosana no manintona ahy voalaohany e! Matetika anefa ny bandy rehefa tsara dia manitsaka; vitsy ireo manaja ny vehivavy hiarahany.Ary ny bandy tsy dia makaiza "physiquement" no mba tsaratsara toetra.Dia raha atao ny "analyse", ny bandy bôgôsy no bandy idéal, atao namana akaiky sns...fa ny bandy bof bof matetika tsara vadiana satria manaja!
Zany hono!A confirmer!
11. tequila ( 07/03/2004 15:53)
Fa ny bandy bogosy kosa tsy hoe ratsy toetra daholo e , ndraindray aza zareo victime satria mieritreritra an'izany daholo ny olona dia manjary resaka préjugé fotsiny ndray .

O ry kitjo a , rehefa tiako na marary aza ange dia tiako foana fa tsy hoe nihena folo kilao satria voan'ny palu dia ariako e , andray zany fieritreretanao !! Mety ho sahirana kely aho ny hitsabo fa mijanona amizay ny fahasahiranana. Rehefa sitrana ndray i lery dia hanaovako sakafo tsara sy tiany :-)
12. ikaretsaka ( 07/03/2004 17:32)
ary mahay mikarakara daholo ireto namana ireto kay
13. bice ( 08/03/2004 09:00)
Fa atao in klou le halava sy habe e
Mahavita ny retraretra foana nge ny kofy e
Tano ny azo fa sarotra ny mila e
14. lema ( 08/03/2004 09:14)
ireny ngeza sy lava reny tsy mahay manao hoy ny sipa akamako fa dé tsy aiko alou e!
15. ikaretsaka ( 08/03/2004 17:30)
pitchou.. tsy zany fa zahay mahatsiaro lava kely sy vaventy kely nohon'ny gasy moyenne.. ilay 198cm sy 100 Kgs.. dia io no nanalasala ahy
16. pitchou ( 08/03/2004 17:59)
kay! format à l'américaine izany? d ahoana moa izany rehefa miditra ao anaty deuche?
marina tsy ho concurrent gravy b n'i Jean marc ikaretsaka raha tonga aty? hihihihihi!
17. jhouhlambout ( 08/03/2004 18:22)
Zany hono l'ty é!
Tongava haingana any Mada
18. ikaretsaka ( 08/03/2004 18:33)
aleo aloha za hanao basket aty ihany e..
19. fijo ( 09/03/2004 09:52)
kay le,dia ahoana izany isika kely botabota itony ralema.
ih,ih,ih,moramora ialahy ralema ,fa ikaretsaka anie io lazain'ialahy io e.
20. ikaretsaka ( 09/03/2004 10:12)
aza mamely akaiky eo moa e.. rehefa @ theorie anie ohatran'ny mitovy ny theorie sy pratik fa rehefa pratik de samihafafa e.theorie be ny an-dralema
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0183