lhl tsiriritin´ny vhv

41. ikaretsaka ( 19/03/2004 13:34)
oadray koa ity ramaso
42. fijo ( 19/03/2004 16:55)
tena liana i lery e
43. kitjo ( 19/03/2004 18:03)
mitsirika ramaso fa tsy mahita
44. bido ( 19/03/2004 18:03)
o ! ry zalahy à tsisy kofa ratsy izany fa milay daholo e! manaova fotsiny ho aho Sport de aza misotro de tsy mifoka fa tonga de bogosy foana e! sady tian'ny Joba ny kofa hendry e ! tonga ho azy ny joba an !
45. ikaretsaka ( 22/03/2004 15:02)
marina ny an'i bido
46. pitchou ( 22/03/2004 17:52)
oh! misy lhl ratsy! betsaka mihitsy aza! hihihi
47. ikaretsaka ( 22/03/2004 18:16)
fia ilay inona ny ratsy.. nylava aloha izoa be mpitia.. ny bota sy fohy tsymanaiky ho resy.. dia inona izany no tsara?
48. fijo ( 24/03/2004 10:38)
samy tsara e
49. ralipo ( 24/03/2004 11:37)
Tsy misy ohatra ny antonony @ tena ho'a na ny mifameno @ tena raha physique no resahina. Tena @ fo tsy miangatra:
Raha 1,50 à 1,60 ve de hilahatra @ 2,16m.
fa io koa resaka regard io hoy le namana 1 zay.
Misy ange lava nofosana fa magidy regard e!
50. hendry ( 24/03/2004 16:43)
bido> zay lhl manao sport ka tsy mifoka sy tsy misotro zany dia hendry? Tsy voatery ho marina io, misy lhl tsy mifoka sy tsy misotro fa gaigy be any @ taranja hafa.
51. ikaretsaka ( 25/03/2004 09:55)
ka raha hainao nymanitsy azy @ hagegeny dia izya no tena lafatra .. na lehilahy io na vehivavy
52. fijo ( 25/03/2004 11:37)
marina izany.
53. ikaretsaka ( 25/03/2004 13:56)
mazotoa ary
54. fijo ( 26/03/2004 10:38)
misy sipa degany ko
55. ikaretsaka ( 26/03/2004 13:23)
dia iano no mnanamboatra ny hagegeny eo
56. kitjo ( 26/03/2004 09:05)
fa iza no mora amboarina ra degany ny sipa sa bandy?
57. pitchou ( 29/03/2004 16:28)
d raha tsy mety ahitsy d ahoana? ary ahoana ilay hoe tanana efa zatra nitsotra v ahay hivokona intsony?
58. ikaretsaka ( 29/03/2004 18:07)
mora kokoa ny manitsy an'ireny nohon'ny sipa zatra nihodina..
59. fijo ( 30/03/2004 20:43)
io dia marina
60. pitchou ( 30/03/2004 12:28)
resaka b! ary ny bandy zatra niodina manahona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095