lhl tsiriritin´ny vhv

21. jhouhlambout ( 09/03/2004 19:23)
Marina izany!
22. fijo ( 10/03/2004 09:44)
fa ny fohy koa efa ho tapitra tarangana ka tokony manararaotra ianareo vehivavy e.ih,ih,ih
23. ikaretsaka ( 10/03/2004 11:22)
fa inona koa ary no nahafohy an'i laisany
24. kitjo ( 10/03/2004 12:02)
humm hummm,manao autobiographie an
fa ngah phenomene lava ngah no mivoka zao ry fijo?
25. fijo ( 11/03/2004 09:36)
kitjo>ie.fa ny olona malaza anie fohy daholo e.gigoro kano(ju do)
funakoshi(kara te)
ueshiba(ai ki do)
bruce lee(jet ken do)fohy daholo ireo nefa mazana an.tandremo ihany.
26. ikaretsaka ( 11/03/2004 10:15)
ka amin'ny hay hady ihany ireny no mazana.. fa misy an-dry Rapeto, ry Darafify, ry shaq...
27. kitjo ( 11/03/2004 11:30)
marina zany
fa samy manana ny manavanana azy e, samy tsy ratsy!
28. nananie ( 11/03/2004 14:27)
Raha mandalina kokoa dia in marina moa no atao hoe ratsy e? Na ny tsara aza. Tout est relatif comme on dit!Ary resaka safidy fotsiny sisa io.
29. hendry ( 11/03/2004 18:09)
Betsaka nefa anie ny vhv mahatsiaro ho complexé misakambina ny sipany eny an-dalana raha fohy ilay bandy e!
Dia toa zany koa, betsaka ny bandy complexé manakatra ilay sipa lava rehefa mifampidola eny an´arabe raha toa ka lava noho izy lay sipa.
Raha ny tena marina zany dia ny lhl mitady sipa fohy noho izy dia ny sipa mitady bandy lava e!
30. fijo ( 12/03/2004 09:57)
izay mihintsy.izaho ve 1,70m ohatra dia hitonatonana hikoty sipa 1,89m,fa avy dia homeko ny akamako izay lavalava kosa izy ary dia à ma santé rehefa any ry zareo e.
31. kitjo ( 12/03/2004 13:11)
aoka wa,hahaha,misy mpandray znay ny an fijo manao sous traitance,hihihihihi

tsy oe ry Shaq...lava no mampalaza azy noho ry maradona,fa ny basket populaire kokoa noho ny foot sady ny lhl no tena mpankafy foot.

Ary aona ndray ary raha lava be le bandy d le sipa fohy kely??
32. hendry ( 12/03/2004 12:03)
pôtô sy bôrina hono
33. ikaretsaka ( 12/03/2004 19:51)
mifameno izany ko.. ilay sens contraire no hafahafa..
34. pitchou ( 13/03/2004 18:16)
d mitondra échelle foana izany isaky ny miaraka ko! sa atao ahoana rehefa mifanoroka?
35. fijo ( 16/03/2004 10:58)
ny vatana mitovy foana ka.rehefa matory tsy hita io.
36. ikaretsaka ( 16/03/2004 13:42)
zay mantsy hoa.. ary marina ny tenin'i fijo..
37. fijo ( 17/03/2004 09:22)
rehefa mandeha ihany no hita io elanelana io.
38. hendry ( 17/03/2004 14:45)
Iny ndray no tsy hitako. Sao dia élastique kosa ary ilay fohy zany, amin´ny alina lava fa amin´ny mazava fohy?
39. ikaretsaka ( 17/03/2004 16:57)
ka misondrotra ambonimbony ny fohy rehefa matory ko
40. fijo ( 18/03/2004 09:18)
ny vatana mitovy ihany fa ny ratsambatana no mahalava ny sasany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096