lhl tsiriritin´ny vhv

61. fijo ( 30/03/2004 22:29)
mahintsy ka
62. pitchou ( 31/03/2004 04:42)
mahitsy eo @ fiodinana ?
63. hendry ( 31/03/2004 14:47)
zany a! tenin´ny olona be traikefa ve zany?
64. pitchou ( 31/03/2004 15:01)
tena raikitra t@ piodina izy re ry hendry a!
65. fijo ( 31/03/2004 21:21)
izay ve
66. angie ( 01/04/2004 09:34)
ramaso> tena marina io.
67. kitjo ( 01/04/2004 16:04)
ttsss, te hifanaratsy fts,
aleo ko za hanisy sira, ny vhv ary mora misaina kokoa refa tonga saina d mipetraka oh natioran vhv en general
fa ny lhl mafy loha sy be miseho be hambom-po koa

ilay sira farany
68. ralipo ( 02/04/2004 19:27)
Tsy ilaina misotro
Tsy ilaina mifoka
Tsy ilaina mihodina
Tsy ilaina manao sport taranja hafa
dia tsiriritin'ny vhvh indrindra fa i hendry.
Conclusion : Mahaiza ry zalahy manafi-talenta a! fa ze tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy hoy ilay boky be iray zay
69. ikaretsaka ( 03/04/2004 01:06)
bien lipo
70. tequila ( 03/04/2004 12:32)
Na tsy manafin-talenta aza re ry Lipo dia rehefa tiana enao dia tiana miaraka amin'ny haratsiana rehetra a ! Zah aloha tsy tia lhl be mistery e , tsy aleo ve fantatra daholo dia mba modérer-na fotsiny e... sady rehefa arahina amin'ny ditrany ny sasany leo ihany dia mipetraka ho azy eo hono .
71. pitchou ( 03/04/2004 14:16)
kay! tsy miditra @ zany kosa aho ry tequila! mahazo tequila 1 tavoangy v rizalahy mpisotro tsy "le sombre héros sur le nez ..." sisa?
fa ilay mihatsaravelatsihy otran'ny lazain-dralipo aloha d tena tsy mety ihafiana koa e! fa raha vao misy izay d aleo mionona miala! na misy charme sahala @ ahoana ary! ndrao harary fo eo fotsiny ko! sady tsy afaka hanam-pitokisana akory
72. ikaretsaka ( 04/04/2004 22:44)
ayayay.. rehefa izanyve no tiany
73. hendry ( 05/04/2004 12:46)
mety interessant ihany ilay lhl be mistery dia aza manao découverte isan´andro. Zay tia surprise, na ratsy io na tsara, no tsara miditra @ zany.
74. ikaretsaka ( 05/04/2004 14:11)
vo decouvert eo hoe ianao ny rafiny faha 7 raha tsy.... io tia andrakandrana io ihany...
75. fijo ( 05/04/2004 22:43)
aleo aloha hanandrana ko.
76. pitchou ( 17/04/2004 14:10)
araka ny maha mistery azy no mety hampanintona azy ka! mangitakotaka foana isan'andro hoe inona indray izao ny surprise androany! izahay vhv ko ange curieuse be @zany e! fa rehefa hita daholo ny mistery rehetra d idifiana tsy misy pourquoi!
77. xxx ( 18/04/2004 03:28)
ka nareo @ ilay voasikotra dia misikotra @ zavatra hafa iznay koa
78. pitchou ( 19/04/2004 06:28)
tsy misy resaka voasikotra io ka! nenao ko d resaka X foana! inona ary ity! alao moa ny saro-tava fa ttttssssssss! aza miandry sokirina toy io!
na tsy misy sikotra mihitsy aza eo!
79. fijo ( 19/04/2004 21:22)
aza mifampisikotra ry reto an
80. pitchou ( 20/04/2004 18:13)
hihihi! endao any ny sarotavany fijo a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0941