Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fetra ( 20/02/2004 17:42)
klk'1 ke j'aimes ?
Elle est belle mais elle ne peut pas m'aimer à cause d'un autre.maintenant elle dit k'elle s'interesse à moi ! Or le blemm ce ke je l'aime plus pack'elle a beaucoup vecu une bonne relation avec un ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2004 09:29
fijo ( 20/02/2004 16:53)
sipa gasy
nahoana kay ny sipa gasy aty andafy no mampifila be,nefa rehefa mahita ny bandy misaovaly vazaha dia kirizy be sy be resaka ery e.... tohiny
novalian'i fijo ny 25/05/2004 23:58
fijo ( 20/02/2004 11:21)
miverina ny gasy aty andafy
taloha dia nalaza ny fahaizan'ny gasy taty france sy tany andafy hafa tany.maty io lazan tsika io tamin'ny andron'ilay vendrana iny.amin'izao fotoana izao dia manomboka tsapa indray ilay fiverenan'ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2004 23:35
aladin ( 20/02/2004 10:43)
ny fitia ve toy ny ketsa marina e!
betsaka mantsy no milaza fany tena fitiavana dia indray mitranga ihany.Nefa ny ahy toa tsy mitovy @izany.Izay miaraka amiko rehetr dia tena toa maha jamba ahy avokoa... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2004 09:30
xxx ( 19/02/2004 20:14)
fanafody vavony
sao mba misy mahalala nareo hoe inona zany tambavy efficace be zany manala aretina vavony? mety tsy ho tambavy koa ilay izy fa hoe plantes, tsy haiko fa nisy nilaza an'izay fotsiny!! ra misy mahalala ... tohiny
novalian'i babalahy ny 24/08/2005 18:14
xxx ( 19/02/2004 20:10)
momba an'i AMBONDRONA
mba afaka misy manome momba momba an'ny membre an'i tarika io ve nareo azafady? indrindra moa lé bandy kely tsara feo kely iny!! justement tsy haiko ny anarany sady mbola tsy hitako ny tavany fa mino... tohiny
novalian'i sweety ny 29/11/2005 13:15
xxx ( 19/02/2004 19:23)
symptôme??
vomissement+nausées+vertiges=enceinte?? ra oui,d inn ny conséquences ny fanalana zaza eo @ fiainana any aorina! ra non, d inn zany mahazo ?... tohiny
novalian'i booboo ny 22/05/2004 18:03
ikaretsaka ( 19/02/2004 18:38)
Ankamatatra maoderina
Raha alatsaka ao amin'ny ranomasina mena ny satrokao nangamanga dia maninona? (rahampitrso ny valiny)... tohiny
novalian'i rurik ny 02/05/2005 10:10
aly ( 19/02/2004 18:18)
FIANGONANA JESOSY Mamonjy
Inona no tena marina ny amin'io fiangonana io fa toa be dia be ny resaka mandeha. Secte ve io sa FJKM sa FPVM? Iza no tena mpino katolika, propesta, loterana témons jehova sa ionona?... tohiny
novalian'i flmlot92 ny 01/12/2012 18:05
ikaretsaka ( 19/02/2004 18:04)
Finoanoam-poana sy Fanatanjahantena
Ahoana ny eritreritrareo amin'ireny finoanoampoana amin'ny sport ireny? Ohatra hoe ny an'ny Amerikaninna Tantsimo (Argentine, Colombie sns...) dia mandeha any am-piangonana alohan'ny h anaovana Baoli... tohiny
solofo ( 19/02/2004 15:00)
Darwin sy ny theorie de l\'evolution ve? ANGANO angano ARIRAarira!!!
Aleoko lavitra mino ny tantaran\'i Le Petit Poucet sy Cendrillon, na Trimobe sy Sohitika. Arakaraka ny andalinana ARA-TSIANSA ny voalazan\'i Darwin no ahitana fa ANGANO DAHOLO (daholo hoy aho fa tsy ... tohiny
novalian'i solofo ny 06/03/2004 19:37
fijo ( 19/02/2004 12:13)
fianarana sy fitiavana
asa ianareo raha mahatsapa,fa ny ankamaroan'ny olona nianatra be tsy dia mahavoa amin'ilay fitiavana.... tohiny
nala ( 18/02/2004 19:15)
14 ème jour ?
Mba atoroy tsara hoe ry ry namana ny tena fanisana azy fa tsy dia tena mahay tsara ny tenanay? raha misy dokotera dia mba iangaviana hanazava e. ... tohiny
novalian'i booboo ny 03/07/2004 07:59
xxx ( 18/02/2004 17:14)
inn ny atao
inn kay mety atao hiprovokéna ny règle ra en retard!?... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 09:11
ratina ( 18/02/2004 14:05)
Ny fianarana
Ahoana avy ny hevitry ny tsirairay raha toa ka haverina ho malagasy indray ny fomba fampianarana ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2004 23:40
ari.malala ( 18/02/2004 13:22)
tena tsy maintsy didiana ve?
Miarahaba antsika rehetra, misy marary foana ny ila kiboko havanana, efa nanao echographie aho fa tsy nisy n'inon'inona. Ilay marary aloha dia efa hatr@ 94 aho no narary fa notahitahiana teny, nas... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:26
xxx ( 18/02/2004 12:26)
hafiriana
Tokony hoe mba tena adiny firy lesy no tena mahafaly joba rehefa otrizay?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2004 21:52
psykatr ( 18/02/2004 11:53)
Mbola hino an'Andriamanitra ihany ve nareo raha toa ka....
Raha toa ka mahavita dingana lehibe ny Fitsaboana(Médecine) ka mandresy ny fahafatesana dia lasa tsy mety maty intsony isika(Immortels). Koa mety mbola hino an'Andriamanitra ihany ve ny olona @ zany ... tohiny
novalian'i psykatr ny 31/03/2004 18:34
lilah ( 18/02/2004 11:50)
ny fitiavana madio misioka mora na de efa taona maro ary
Za efa manana olon-tiana,mifakatia tsara izahay sady miadana .Fa ity oa no magaga ana ,misy bandy zay itako ho 5 taona lasa izay:nifananiany fotsiny izahay dia nosarahin'ny toerana dia tapaka ny fifan... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2004 21:44
jessicac ( 18/02/2004 11:24)
compte rendu fety namana
salut daholo e! tena tsy afaka tampoka zay t@ ilay fety e! nalahelo kely mihitsy fa mba tantarao anay daholo izay zavatra rehetra nitranga tany.raha mbola misy ny manaraka dia tsy hiraty tsony zay! ... tohiny
novalian'i maseik ny 18/03/2004 17:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8727