RANAIVO Nicolas

1. lion ( 21/02/2004 20:24)
Azafady,
Mba mitady an io olona io aho na ilay vadiny na ny zanany indrindra indrindra raha sendra mba misy mahalala azy dia aza misalasala fa manorata aty amiko.(lion)
Misaotra Mialoha.
novalian'i fijo ny 12/05/2004 22:46
2. rfanjav ( 04/03/2004 12:36)
hi hi hi
mandefasa annonces any @ radio r'ise na gazety fa tsy ampy ato a!
3. fijo ( 10/03/2004 11:55)
sao misy mahalala kosa ko.
4. ramoul ( 02/04/2004 09:33)
hihi zah ry se tsy mahalala an'ireo olona ireo fa rà sendra mifanena amiko na miresaka amiko dia teneniko i se!ok?
5. tipet ( 02/04/2004 13:08)
saika hitako ilay olona saingy roa samihafa no hitako:
- RANAIVO Rahamefy
dia
- NICOLAS Ratsimandresy
asa raha mety
6. nananie ( 02/04/2004 16:10)
RANAIVO Nathy no fantatro. Efa saika nitovy hihihi!
7. ramoul ( 07/04/2004 16:48)
RANAIVO Manatena sy NICOLAS Razakamanana no hitako fa azafay lesy lion à!
8. jhouhlambout ( 08/04/2004 09:40)
NICHOLAS Sarkozy no misy aty asa raha mety?
9. oully ( 21/04/2004 18:24)
Hitan'i lion ihany ve ilay Ranaivo Nicolas aloha eh ?
10. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:19)
bonne question
11. beko ( 21/04/2004 21:37)
nicoals RANAIVO no fantatro ka asa na ilay tadiavinao
12. joya ( 12/05/2004 07:21)
hoan'ny io lohateny tsy misy atao be io! aza mananianny fa tssssss!!
13. fijo ( 12/05/2004 22:46)
tsssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2873