symptôme??

1. xxx ( 19/02/2004 19:23)
vomissement+nausées+vertiges=enceinte??
ra oui,d inn ny conséquences ny fanalana zaza eo @ fiainana any aorina!
ra non, d inn zany mahazo ?
répondu par booboo le 22/05/2004 18:03
2. ari.malala ( 19/02/2004 10:07)
ny tena sûr alo d ny fanaovana test ihany, na mitondra pipi any @ dokotera na mividy ilay tese de grossesse any @ pharmacie. fa maninona no hanala zaza? tena tsy mi conseiller anao aho fa tena misy vokany goavana io, na ianao tsy miteraka intsony na tena mety maty minitsy raha misy complication. sady rehefa tena mitady ianao tsy manana intsony.
3. pitchou ( 19/02/2004 17:24)
betsaka ny karazana carences sy aretina mitovy @ ireo ny symptôme. Raha misy fambara manokana mahatonga anao hieritreritra hoe bevohoka dia zavatra hafa.
raha izay: angaha zaza tsy nirina? raha izay manko dia mila mandinika tsara loaha vao manala zaza izany. Misy fiantraikany foana fa tsy voatery kosa aloha hoe tsy miteraka intsony raha tsy hoe angaha efa ho lava? ary betsaka ange ny fomba fandrindrana fiterahana @ izao fotoana e! sa nisy nanao ankeriny dia voa tsy sazoka. raha izay indray dia manantona dokotera sy polisy!
4. fijo ( 20/02/2004 20:00)
manaova testa aloha mba ho sure amin'ilay izy.raha vao miatomboka io tsy maninona raha esorina,fa miverina amin'ilay voalazan'i pitchou aho hoe,tsy nirina angaha?
5. jhouhlambout ( 21/02/2004 17:09)
Dé zay zany
6. xxx ( 23/02/2004 10:05)
tsy hoe tsy nirina! fa bola tsy vonona psychologikement hitaiza zany zao!!

ka betsaka ahonn ny carences na maladie mitovy² symptomes @ny!? d anormal v re za e!
7. tianjon ( 24/02/2004 20:51)
mbola misy sivy volana iomanana pisikolojika fa aza mora kivy e.
le manala zaza klony, anntanio zay efa nanao fa toa tsy mora an, sady be risika. sady izany miteraka izany ange ho atao ihany na ho ela na ho aingana e. tsy aleo atao dieny malaina sao rehefa mazoto tsy afaka intsony? rehefa menopozy ohatra(!)
8. xxx ( 24/02/2004 09:30)
ka efa hoe tsy bola vonona ny @zany e!
9. fijo ( 25/02/2004 09:14)
raha aty france dia esory dian'izao,fa misy fotoana no ahafahanao manala azy aty.fa mitandrema amin'ny manaraka e.
10. xxx ( 27/02/2004 10:40)
tsy misy fiantraikany v @ ho avy zany?
11. fijo ( 27/02/2004 19:39)
tsy misy fiantraikany izany io.fa aza dia atao matetika kosa na dia izany aza e.
12. pitchou ( 01/03/2004 17:59)
raha atao ara-dalana tsara! tokony any @ dokotera manam-pahaizana manokana momba izany ianao no mandeha fa tsy eny @ sisiny eny an! fa tsara raha sorohana ny trangan-javatra otran'izany!
13. fijo ( 02/03/2004 09:52)
marina izany.
14. six ( 05/03/2004 19:32)
ie, rehefa hanao ihany ataovy am'ze sûr fa ny hoavy anie io e,
15. psykatr ( 05/03/2004 10:40)
ave eo manantona psychatre!
16. pitchou ( 05/03/2004 14:56)
mitady client ato ko moa ny sasany ko!
17. fijo ( 09/03/2004 10:30)
iza indray izany?
18. booboo ( 22/05/2004 18:03)
raha manao avortement ilay vehivavy ka sarotra ho azy ny ni-surmonter ilay raha avy eo dé be ny sanjila hahavoa ny dystrophie ovarienne azy. Fa misy koa nefa tsy nanano firaisana fa misy ireo tranga ireo dé mety somatisation zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3361