Finoanoam-poana sy Fanatanjahantena

1. ikaretsaka ( 19/02/2004 18:04)
Ahoana ny eritreritrareo amin'ireny finoanoampoana amin'ny sport ireny?
Ohatra hoe ny an'ny Amerikaninna Tantsimo (Argentine, Colombie sns...) dia mandeha any am-piangonana alohan'ny h anaovana Baolina aloha manamasina ny Godasses dia fafazana rano vohasina!

Ny mpanao Rodeo moa dia feno tokoa, ohatra hoe tsy azo apetraka eny ampandriana hono ny satroka alohan'ny hitaingenana ilay omby na soavaly fa manjary vetivety dia mianjera!

Ny mpanao Basket NBA sy Universitaire sasany indray dia hoe iny ba kiraro nanaovana tamin'ilay match ka naharesy iny no anaovana foana mandra paha resy.. Raha maharesy foan aiznay ianoa in 30 misesy dia tsy miova ba kiraro mihitsy.

Ny an'i Jordan mao dia iny iaraha mahita iny fa tsy m,aintsy misy ilay kilaoty Manga tanora t@ izy tany Carolina iny foana ao ambany short-ny.
Ahoana ianareo amin'ireny?
2. donemaskit ( 20/02/2004 20:13)
za lou r'efa miskety tsisy an'zany fombafomba rehetra zany
3. fijo ( 20/02/2004 11:11)
finoanoampoana toa ny finoana rehetra io.
4. ikaretsaka ( 20/02/2004 12:10)
ny ahy aloha ny tennis no tsy miova mandra pahavitan'ny saison e...
5. donemaskit ( 21/02/2004 20:44)
koa tsy hamofona ve zany RaKaretsaka ? na efa mangata-paraky be raha tonga playoffs ?!
6. ikaretsaka ( 21/02/2004 18:59)
tss sko raha tsy terrain an'i mahamasina ity na heo anaovana foana na eny an-dalana aza
7. ikaretsaka ( 23/02/2004 11:15)
dia rehefa tsy manao letsy dia ahahy eo andavarangana an
8. ikaretsaka ( 23/02/2004 11:15)
dia rehefa tsy manao letsy dia ahahy eo andavarangana an
9. ikaretsaka ( 23/02/2004 11:15)
dia rehefa tsy manao letsy dia ahahy eo andavarangana an
10. donemaskit ( 23/02/2004 15:48)
ary aôna lé Malone miresaka @ angatra iny refa lancer francs e ?

nareo koa nga manana fombe kely ohatr'reny ?
11. ikaretsaka ( 24/02/2004 20:20)
Izao ny tenenin'i malone amin'iny hoe the postman will deliver.
Za rehefa lancer franc aloha tsy manana fomba e.. fa misy ny bandy sasany hoe tsy mahazo atao mihoatra ny valahana ny baolina rehefa mitontona.
@ baseball aho no bebe fomba fa tsy lazaiko eto daholo. ga ilay rehefa manafina tanana rehefa hi pitch no be fomba
12. ikaretsaka ( 01/03/2004 12:15)
ary ny gasy kao kay manao .. tadidin'i Fijop moa ilay tany majunga t@ 93 sa 94 iny.. ilay misy mandoro zavatar ao anaty akorana coco dia hoa tsy mahafatsy intsony hono izay natsaka tsao... fa nisy ni dunk ilay izy dia toa tapaka koa... fa ny baolina 7 voalohany na sous paniers aza tsy mety maty
13. fijo ( 03/03/2004 10:35)
io le we mabuze.de rehefa hanao compety tamin'ny kara te dia miosotra tany fosty.na asiana (bao)hazo any mahajanga ny tanana.
14. ikaretsaka ( 03/03/2004 18:25)
ary ilay hoe tsy mahazo manao zavatra mavomavo rehefa manao rodeo fa mianjera doana.. tsy tandriko dia nanao foulards mavo aho fa 3 segondra de nitsipika
15. jhouhlambout ( 09/03/2004 19:59)
satria marina lé izy
16. ikaretsaka ( 10/03/2004 09:14)
fa iza moa no miteny hoe diso? raha voamarikareo kao dia ny ekipana Yankees sy ny Red Sox (ekipana baseball) dia tsy azo apetraka amin'ny maillots ny anaran'ny joueur fa porte malheir hono .. dia zato taona mahery dia ny an-dry zalahy ihany no tsy mba misy anarana ny maillots eo ambonin'ny numero. Dia mahagaga fa ry zalahy foana no numero 1 sy 2 amin'ny ligue
17. ikaretsaka ( 10/03/2004 09:15)
fa iza moa no miteny hoe diso? raha voamarikareo kao dia ny ekipana Yankees sy ny Red Sox (ekipana baseball) dia tsy azo apetraka amin'ny maillots ny anaran'ny joueur fa porte malheir hono .. dia zato taona mahery dia ny an-dry zalahy ihany no tsy mba misy anarana ny maillots eo ambonin'ny numero. Dia mahagaga fa ry zalahy foana no numero 1 sy 2 amin'ny ligue
18. fijo ( 11/03/2004 12:01)
tssss finoanoampoana letsy izany fa ny saina ihany io an.sy ny trenema
19. fijo ( 12/03/2004 10:54)
za aloha tsy minonmino foana ka tsy tsapako izay e.
20. kitjo ( 14/03/2004 17:25)
ssss,zany v dia izy?
mety oe refa inoanao koa ngamba d miseho ho azy fa za ko aloha d mitovy hevitra @ fijo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1087