Finoanoam-poana sy Fanatanjahantena

21. ikaretsaka ( 15/03/2004 12:23)
za aloha minomino ihany e.. oh hoe tennis ny ahy maharitra saison 1.. dia asiana bande ao ambany lohalika raha tsy izany folaka .. dia tena hitako fa raha manadino aho dia misy folaka kely na tsy ny lohalika aza fa zavatra hafa
22. kitjo ( 15/03/2004 20:24)
eny e, zany ndray ange resaka vatanao mitsy e,oh oe handeha haano bol enao d tsy manao echauffement
na oe ande hanao jean enao hanao basket d mino tokoa aho fa tsy ho a l'aise enao
fa le resaa finoana misy resaka surnaturel ange no resahina e
23. hendry ( 17/03/2004 15:06)
Ny an´ny gasy henoko hoe eo Mahamasina hono, ery amin´ly toerana nametrahana ny afo tsy mety maty tamin´ny jeu olympique, toerana masina hono io. Ka na amin´ny baolina ankitra miady amin´ny any ivelany na rehefa misy raharaham-panjakana atao eo Mahamasina dia misy manasina mialoha hono eo. Marina ve?
24. ikaretsaka ( 17/03/2004 16:45)
izany mihitsy hono ko
25. kitjo ( 21/03/2004 09:38)
ka samy manana ny finoany ny olona, fa raha resaka zany indray aloha ataoko fa groupen olona no manao anzany fa tsy ny ministere mitsy,
ka sao zay ary no maharesy lava ny ekipa gasy??(mananihany aho an)
26. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:00)
nyan'i argentine ny ekipa 1 manontolo mihitsy no manamasina godasses any ampiangonana ko.. dia i armstrong koa entina any ampiangonan any biskleta alohan'ny hanaovana tour de france hofafazana rano voahasina
27. kitjo ( 22/03/2004 13:58)
ka finoany azy rery znay d izy no mino azy,fa tsy ny rehetra manao baolina d ande hanamasina godasse dol
ekena ange fa tena misy ilay manana finoana zay e,fa n resaka oe finoanoam-poana sa tsia
amiko aloha dia finoanoam-poana e,hazava kely ra azo atao ny fahatanterahan le izy,
raha mivavaka ndray d inoako fa tokony atao ary misy dikany
28. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:37)
nefa mahagaga fa ireny minomino foana ireny no tsaratsara place @ filaharana amin'ny sport ataony an.. haintsika ny lazan'i argentine .. i bresil koa minomino foana be... i armstrong.. i jordan.. ny New York Yankees... Tiger Woods
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4042