momba an'i AMBONDRONA
1. xxx
(
19/02/2004 20:10)
mba afaka misy manome momba momba an'ny membre an'i tarika io ve nareo azafady? indrindra moa lé bandy kely tsara feo kely iny!! justement tsy haiko ny anarany sady mbola tsy hitako ny tavany fa mino aho fa ... croquer izy!!
misaotra mialoha
misaotra mialoha
novalian'i sweety ny 29/11/2005 13:15
4. fijo
(
20/02/2004 10:43)
ilay ao amin'ny sakelidalana koa tsara feo,fa asa ra croquer.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/02/2004 10:43
5. ikaretsaka
(
20/02/2004 12:46)
iny kao tena trademark mihitsy.. rehefa tsy manana feo ohatran'iny dia mangina
7. xxx
(
21/02/2004 09:25)
ooooh! domazy be koa zany izy hoe tsy ... à croquer fa ra tsy zany angamba nataoko indray mirapaka!! fa na izany aza tena hitako milay kosa ny feony an!! mé bon, tsy koi na tsy bôgany izy e!!!
iza lé anarany kay? ary aza atao aniany moa fa za ange séruese be e!! ry jolly jumper angamba tsizy e!!!
iza lé anarany kay? ary aza atao aniany moa fa za ange séruese be e!! ry jolly jumper angamba tsizy e!!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 21/02/2004 09:25
8. xxx
(
21/02/2004 15:51)
ao amin'ny Tononkira, mpihira Ambondrona akia misy ny sariny raha ijery njy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 21/02/2004 15:51
9. xxx
(
21/02/2004 19:27)
chanteur : kix ( niha tsara tarehy )
batteur : blanc
soliste : be ranto
bassiste :hounty
ampoga kely mbola
clavier : njaka
any andafy angaha ianao?... kix bogossbe sady nahazoazo aina!
batteur : blanc
soliste : be ranto
bassiste :hounty
ampoga kely mbola
clavier : njaka
any andafy angaha ianao?... kix bogossbe sady nahazoazo aina!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 21/02/2004 19:27
10. xxx
(
21/02/2004 19:15)
ie aty an-dafy za d tsy au courant ninn ninn mintsy momba azy fa maheno matetika ny hirany fotsiny fa tenatara @ feony mintsy aloha e!!
tena unanime dôly mintsy zany nareo hoe tsy diatena tsara izy fa niha tsara fotsiny?
misotra betsaka aloha t@ lé info e!!
je v de ce pas aller voir comment il est!!
tena unanime dôly mintsy zany nareo hoe tsy diatena tsara izy fa niha tsara fotsiny?
misotra betsaka aloha t@ lé info e!!
je v de ce pas aller voir comment il est!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 22/02/2004 07:15
11. xxx
(
21/02/2004 19:19)
iza lé bandy mihira @ lé "tsy adala aho"? parce que c lui ki a une fois super!! ne me dites pas que c le gars au bonnet noir sur la foto!!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 22/02/2004 07:19
12. ngou
(
23/02/2004 19:51)
ie ilay manao bonnet izy! fa efa sary taloha be iny!! mbola nahia kely lery! fa izao hoa izy efa niova be!!
ok
ok
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ngou ny 23/02/2004 19:51
13. xxx
(
24/02/2004 20:36)
merci ary e! mety misy site ahitana ny sariny @ zao ve sa tsia?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 24/02/2004 20:36
14. fijo
(
26/02/2004 10:01)
za lehireto dia tsy mahay na hira iray an'izany tarika izany a.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 26/02/2004 10:01
16. kalafefe
(
03/03/2004 14:51)
za mahalala betsaka momba an'ambondrona fa miandry fanontaniana avy aminareo! sady izy 6 koa namako be tena kozy e!sady izaho anie lé t@ GUEST e! miandry anao aho:indrindra fa i mialy ;de aza aratsiana reto ry zareo a! fa tsy aleo ve mangina refa tsy lasa jolly jumper e!valio
17. fleur
(
09/03/2004 09:34)
Za koa ry reto tia be andrizareo reo a,tsitanareo fa tena mlay ve ny vazony sa ahoana ?Ny tena fantatro @Ambondrona moa zany de i Mbola na koa Mboux.Ra te halala bebe kokoa de manorata eto foana.De i Blanc koa fantatro ,mianatra ao @ IMGAM izy.Zay fa @ manaraka eeeeeeee!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fleur ny 09/03/2004 21:34
18. hendry
(
12/03/2004 10:48)
Zaho tsy mahalala manokana an´zareo fa mahita fotsiny hoe tsara ny vazon-dry zareo. Ny feon´i Kix tsy lazaina ntsony, mampodi-mandry hoy ny joba kely.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 12/03/2004 22:48
20. nanasy
(
13/03/2004 13:57)
Milay alo le ambondrona e!ny hirany tsara daholo,ny feony aoka fotsiny,ny bgosité mo tsy lazaina intsony,tena ry zareo alo no mbola mpihira milay itako e sady tsy mba kofboay be zezista zany fa ao tsara!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/nanasy ny 14/03/2004 01:57