ny fitia ve toy ny ketsa marina e!

1. aladin ( 20/02/2004 10:43)
betsaka mantsy no milaza fany tena fitiavana dia indray mitranga ihany.Nefa ny ahy toa tsy mitovy @izany.Izay miaraka amiko rehetr dia tena toa maha jamba ahy avokoa
novalian'i fijo ny 03/03/2004 09:30
2. ccool ( 20/02/2004 11:41)
mitovy zany tsika sy ela e.Zany lesy no midika we mbola veloma ny fon'la a,sady sarotra b kou alou zany we hiaraka @ oul ray nefa tsy tin'akory izy,mandratra fon'oul @ tsy misy dikany fotsiny,nefa misy ihany ireo mahavita....zay ngamba lay lazaina we alahelon'kanina sa diso v za?.....aza manome faux espoirs fa tena marary nge lay trahi e........nefa zay tianareo ihany io fa mba tsipy teny fotsiny ny ahy e,a titre constructif fotsiny...
3. aladin ( 20/02/2004 12:07)
'za ry zareo indraindray leo mihintsy a!Misy miaraka amiko de samy sambatra ery izahay.De misaraka noho ny raiamandreny de samy marary fo elaela de mifanadino tsikelikely.Dia mahita olon'kafa indray de toy izay ihany no miverina!Tena mankaleeeeeeeeeeeeeeeo e!
4. ari.malala ( 20/02/2004 12:55)
tsy mbola tena tojo ilay tena tinao tena tinao ianao r'i aladin. Tena marina alo fa ny fitia toy ny ketsa ka mora afindra fa rehefa tena fitiavana sarotra be. Sao d désir ny anao fa tsy amour?!
5. aladin ( 20/02/2004 14:06)
ny hoe désir kosa aloha tsy marina e!Tsy priorité aza izany amiko.Ary le mamindra azy ange efa tena mankarary mihitsy e!Tsy haiko ho ahoana no mbola hitiavako olona mihoatra noho izany
6. tequila ( 21/02/2004 14:35)
Ndraindray ange enao voatery mamindra satria tsy tia anao akory ohatra lay olona , na antony hafa , ka tsy aleonao aza ve hoe ketsa izy zany dia mbola maniry any an-kafa , ka velona ny fonao araka ny voalazan'i ccool . Ny ketsa mantsy dia tsy maintsy enao no mamboly azy koa fa tsy hoe atsipy etsy sy ary , lalina ihany ny ntaolo ka!
7. hendry ( 21/02/2004 14:41)
Toa ilay lazain´i ari.malala no marina, saingy tsy hoe désir ndray no amaritako azy raha izaho fa fitia tsy matotra. Hazavaiko ny teniko: miaraka @ olona enao dia mahatsiaro ho tia be ary sambatra nareo, misy antony tsy maintsy isarahana nefa dia misaraka. Dia miaraka @ olon-kafa ndray enao dia toa zany foana. Midika zany fa mbola tsy sendra ilay tena izy enao ka mbola mahavita mamindrafindra na dia milaza aza enao fa mankarary mihitsy ny mamindra azy, tsy mandà an´zany aho fa rehefa sendra ilay tena izy enao tsy hahavita sy hahay hamindra ntsony, ka na sanatria tsy maintsy misaraka aza nareo dia tsy ho hetinao aminao ntsony ilay mamindra.
8. bakoa ( 22/02/2004 11:23)
toy ny kets aloha hon ny fitia fa indraindray mifindrafindra fotsiny tsy ahoana eny , ny ketsa aza anie amidy amy dago e





























































































































9. hendry ( 24/02/2004 17:06)
odry, inona ty nahazo an´i bakoa no natao lava be toa io ny toerana banga?
10. fijo ( 25/02/2004 10:57)
mitady ketsa izy ka.afindrao ao daholo e.
11. six ( 26/02/2004 19:43)
ka izay le maha-ketsa azy, rehefa afindra d mamoa daholo, aiza no hisy vary ary raha tsy ny ketsa no ketsaina?
hatraty io! aza manahy fa izay le izy
12. aladin ( 26/02/2004 09:55)
angamba koa izay le hoe mandray sy manilikilika vato maro be vao mahita vatosoa e?
13. fijo ( 26/02/2004 19:55)
marina letsy e.
14. six ( 02/03/2004 12:37)
ka raha te hahazo d tsy maintsy mihafy
15. fijo ( 03/03/2004 09:30)
efa tena ao tsara daholo ny bandy ato izany,fa dia ny sipa sisa e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2465