mitady namana matotra

1. xxx ( 21/02/2004 15:45)
salut
izaho dia kof mitady sipa iarahana ( 19 - 23 taona, 1.56 minimum raha azo atao), mety ho gaga angamba ianareo hoe maninona no eto @ net aho no mitady...eto angamba aho no hireussir kokoa, raha vonona ianao dia manorata @ e_edenah@yahoo.fr fa ho100pour 100 ny valiny
novalian'i kitjo ny 12/03/2004 13:43
2. six ( 26/02/2004 17:26)
tsy gaga izany izahay fa matoa mankato d mila namana.
3. xxx ( 26/02/2004 09:30)
marina mihitsy izany ra six, sady aleo mitsotra e! tsy mety ilay mihatsaravelatsihy nefa zavtra hafa no tena ilaina

ok ary
4. fijo ( 27/02/2004 20:27)
dia sady milaza anarana e.
5. xxx ( 01/03/2004 18:13)
eden no anarako aloha htr@ izao
6. vindy ( 01/03/2004 14:21)
de aôna izany? tena hiarahana mandrakizay ve? (zah alou kôfa an) fa tiako ho fantatra fotsiny we mety ve izany?
7. fijo ( 02/03/2004 16:55)
rehefa atao dia mety ka
8. six ( 02/03/2004 11:41)
ary toa tsy mba misy joba mbo mamaly mintsy lery, sa efa tonga d nandefa mail? mba ampio izy ry joba a!
9. fijo ( 03/03/2004 09:56)
ny jo wa menamenatra dia mitsara fotsiny avy eo.
10. rfanjav ( 04/03/2004 12:33)
tsy mbola fantatrareo foana v fa ny vehivavy sasany raha vao tonga d resahana mivantana b ohatra an'izany tonga d matahotra, sy miahiahy avy hatrany !

indrindra tonga d we matotra, hi hi hi
11. kitjo ( 04/03/2004 16:46)
n importe ki v???tonga d 100% ny valiny?kay kay kay
za znay mbo mamaly fts fa lazain six fa tsisy mamaly izy e, fa za efa misy tompony tsy mitady tsn
12. fijo ( 10/03/2004 11:50)
izany ve?????iza hony kay?
13. kitjo ( 10/03/2004 11:46)
tsy hain fijo ve?
humm,suspenss!!
14. fijo ( 11/03/2004 10:48)
aza mba manapaka lalandra ry kitjo,fa mba ilazao ny olona an.na milaza tena koa izay tompony e.
15. ikaretsaka ( 11/03/2004 14:31)
aoka kosa i kitjo fa aza saritahinareo e.. ef amisy tompony hono izy de
zay znay
16. fijo ( 12/03/2004 10:44)
ka iza ilay tompony e.
17. kitjo ( 12/03/2004 13:43)
sshutttt,efa oe aza saritahana oe za ko,mbola manontany iany fijo,aleo ko izy tsy fantatrao k!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4556